Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitango: (tango) a.: Fomba entina mitango, izany hoe manapaka amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny…tohiny
Fitangolehana: (tangolika) a.: Fifadidirana, fiolikolehana manodidina, fiolànana. tohiny
Fitangolika: (tangolika) a.: Toetran'ny zavatra mitangolika, izany hoe mifadiditra, miolikolika manodidina: Jereo…tohiny
Fitangongo: (tangongo) a.: Toetran' ny olona na biby na zavatra mitangongo na mivory betsaka ka miavosa na mifanakaiky…tohiny
Fitangongoana: (tangongo) a.: Fivoriana betsaka miavosa na mifanakaiky mifanizina izaitsizy: Jereo ny fitangongoan'…tohiny
Fitangopetaka: (tangopetaka) a.: Toetran'ny zavatra mitangopetaka, fisaka, tabebaka. tohiny
Fitangorona: (tangorona) a.: Toetran'ny zavatra na olona mitangorona, mivory betsaka manodidina tsy misy filaharana…tohiny
Fitangoronana: (tangorona) a.: Fivoriana betsaka manodidina tsy misy filaharana na filantoan: Endre izany fitangoronan'ny…tohiny
Fitangosana: (tango) a.: Fanapahana amin'ny tanana na amin'ny antsy ny ravina na ny laingon'ny anana; fanapahana…tohiny
Fitanika: (tanika) a: Fomba entina mitanika, izany hoe mahandro, mampangotraka, mampiempo: Faran'izay tsotra ny…tohiny
Fitanila: (tanila) a: Toetran' ny zavatra na olona mitanila, izany hoe mipetraka na mijoro tsy manatrika fa miraika…tohiny
Fitanilana: (tanila) a.: Fijoroana na fipetrahana tsy manatrika fa miraika amin'ny ilany iray: Manatrika no mahatsara…tohiny
Fitanina: (tanina) a.: Fomba entina mitanina na mipetraka mitodika amin'ny afo na masoandro: Fa angaha moa misy…tohiny
Fitaninana: (tanina) a.: Fipetrahana mitodika amin'ny afo na ny masoandro mba hahazo hafanana: Anisan'ny zavatra…tohiny
Fitanisa: (tanisa) a.: Fomba entina mitanisa na mamisavisa, manonona tsirairay. 1 p.t.: Azo tanisaina. tohiny
Fitanisana: (tanisa) a.: Fanaovana tanisa. 1 Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ue ny fitanisana ny anaran'ny olona…tohiny
Fitanjahana: (tanjaka) a.: Fisehoan'ny vatana tsy misy manarona azy. tohiny
Fitanjaka: (tanjaka) a.: Fomba entina mitanjaka. tohiny
Fitankosina: (tankosina) a.: Fomban'ny olonamitankosin, manafotetaka ny tenany, mihosina, mitavona amin'ny vovoka…tohiny
Fitankosinana: (tankosina) o,: Fihosinkosinana, fanafotetahana loto amin'ny tena: Oadray ity fitankosinan'ny zanakao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1011