Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fahalafo: Halafosana, Fahalafosana (lafo) a. : Toetran' ny zavatra lafo, na vidim-bola be • Tsy laitra ny halafon'…tohiny
Fahalainana: Halainana (laina) a. : Tsy faharisihana hiasa. - F.-p. : An-kalainana : tsy amin-kazotoana. tohiny
Fahalala: (lala) a. - Fomba entina mahalala, mahafantatra. tohiny
Fahalalana: (lala) a. : Fahafantarana, fahaizana : Tsy ma-nana fahalalana momba ny fitsaboana aho. tohiny
Fahaleovana: (lao) a. : Fahafahana mizaka. Fahaleouan-tena : Fahafahana mizaka tena ka tsy fehezin'ny hala na miankin-doha…tohiny
Fahalianana: (liana) a. : Fanirian mafY, fahamaimaizana, fihoalahoalana. tohiny
Fahamahinana: na Hamahinana (mahina) a. : Fahatahotahorana sao fantatry ny olona ny ratsY natao. tohiny
Fahamalinana: a. : Toetran'ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana:…tohiny
Fahamanirana: (manitra) a. : Fanatsarana fofona, fanasiana zava-mantra. tohiny
Fahamaotonana: (maotona) a.: Hatsaram-panahY mamPitana sy mampitandrina ny fihetsiky ny tena rehetra mba ho mendrika,…tohiny
Fahamarinana: (marina) a. : Ny rariny, ny hitsiny, ny mari-na : Manaoua ny fahamarinana mandrakariva. ? Toetran' ny…tohiny
Fahamasinana: (masina) a. : Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana. tohiny
Fahamborodamba: a. : Lamba, izay ny tenany rofia ary ny fahany vorodamba. tohiny
Fahana: a. • Sakafo omem-bahiny. ? Hanina, sakafo : A-taouy tsara fahana ny zazakely. ? Anjara hanina : Ento…tohiny
Fahana: a. : Tohana eo ivelan' ny zavatra ixay mba hananany hery bebe kokoa. ? Fifikirana amin'ny zavatra, fanankinana…tohiny
Fahanana: (fahana) mtih. (fahano) : Omena na asiana fahana (azo ampiasaina amin' ny hevitra rehetra voalaza ao…tohiny
Fahandro: (handro) a. : Fomba entina mahandro : Hainao ue ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina : Aza dia manao…tohiny
Fahandroana: na Fandrahoana (handro) a. : Fanamasahana amin'ny afo; ny asa atao rehefa mahandro. tohiny
Fahanginana: (gina) a. : Tsy fisiana tabataba, toetran'ny zavatra tsy andrenesana tabataba : Ny fahanginana no itiauako…tohiny
Fahangirina: Hangirina a. : Toetran' ny maso mikimpy manao mason' akoho, izany hoe tsy mikimpy tanteraka fa toa mihiratra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.051