Litera F
Fikodiavana: (kodia) a.: Fianjerana mivadibadika, mikodingidingy; fandehanana mivarimbarina; fivarinana.
tohiny
Fikodingiana: (kodingy, kodingo) a,: Fianjerana, fidabohana arahina fikodiadiavana, fivadibadihana ambony ambany eo…tohiny
Fikodingy: (kodingy, kodingo) a.: Fomban'ny zavatra mikodingy, na mikodia avy amin'ny toerana ambony.
tohiny
Fikododohana: (kododoka) a,: Hamaikana, hadodonana, hamaimaizana.
tohiny
Fikododoka: (kododoka) a.: Fahamafmay, firiotra, fimaona.
tohiny
Fikofohana: (kofoka) a,: Fihetsehana tsy mahapetraka amin'ny misy ny tena, fihetsehana manao izay hialana, filretsehana…tohiny
Fikofoka: (ko foka) a.: Fomban' ny olona na biby mikofoka, na mihetsika tsy mahapetraka amin'ny misy ny tena.…tohiny
Fikohafana: (kohaka) a.: Famoahana feo mafy sY tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka…tohiny
Fikohokoho: (kohokoho) a.: Fomba entina mikohokoho, na miantso ny akoho.
tohiny
Fikohokoho: a.: Feon'ny akohovavy miantso ny akohokely zanany.
tohiny
Fikohokohoana: (kohokoho) a.: Fiantsoana ny akoho.
tohiny
Fikohonana: (kohona) ci.: Fi-m on om on onana, fimoim oiz ana, fingonongononana.
tohiny
Fikoinkoina: (koinkoina) a.: Fomba entina mikoinkoina, na mitaraina, miferinaina amin'ny tsy rariny na ny fampahoriana…tohiny
Fikoinkoinana: (koinkoina) a.: Fitarainana, ferinaina amin' ny tsy rariny na ny fampahoriana mihatra; fikafarana; fimoimoizana.…tohiny
Fikoizana: (koy) a.: Fanaikena fa resy; fiaikena ny fahaizana na ny fahatanjahan'ny olona iray.
tohiny
Fikojakoja: (kola, kojakoja) a.: Fomba entina mikojakoja, izany hoe mikarakara, mitandrina fatratra.
tohiny