Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fikizoana: (kizo) a.: Ny fahalatsahana anatin'ny fahantrana, ny fahalaniam-pananana. ? Ny fandehanana indray maka…tohiny
Fikoa: (koa) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mikoa, izany hoe mianjera mikororosy, midaboka rehefa avy miendaka.…tohiny
Fikoavana: (koa) a.: Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka. tohiny
Fikobaba: (kobaba) a.: Fomban'ny olona mikobaba, izany hoe mikotaba noho ny fahatairana. tohiny
Fikobabahana: (kobabaka) a.: Fimenomenonana sY fikoratabana noho ny fahavoazana; fahadodonana noho ny fitiavana na…tohiny
Fikobabaka: (kobabaka) a.: Fomba entina mikobabaka, izany hoe mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana. tohiny
Fikobabana: (kobaba) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra maika, mitabataba ary milravatravatra, tohiny
Fikobahana: (kobaka) a,: Fihetsiketsehana ao anaty zavatra. ~ Fampidiran-drano ao an-tanimbary mba hahatonga zezika…tohiny
Fikobaka: (kobaka) a.: Toetran' ny zavatra mikobaka, izany hoe mihetaiketsika ao anaty zavatra. tohiny
Fikobana: (kobona) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mikobana, izany hoe mihetsika indray rehefa avy nandry rifla-mina…tohiny
Fikobanana: (kobana) a.: Fihetsehan'ny rano indray, izay efa nandry nilamina tsara; fitsobohan'ny lamba sasana ao…tohiny
Fikobankobana: (kobankobana) a.: Toetran'ny zavatra mikobankobana, na mibontsina (akanjo) noho izy malalaka loatra.…tohiny
Fikobankobanana: (kobankobana) a.: Ny fibontsinan'ny akanjo malalaka tsy mifetaka amin'ny tena. tohiny
Fikobonana: (kobona) a.: Fixakofana tanteraka ny tena manontolo ao anaty na ao ambany lamba. tohiny
Fikodadahana: (kodada, kodadaka) a.: Fitenenana haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana.…tohiny
Fikodadaka: (kodada, kodadaka) a,: Fomban'ny olona mikodadaka, izany hoe mitenY haingana mifangaroharo no-ho ny…tohiny
Fikodana: (kodàna)a.:Toetran' ny zavatra mikodiina, malalaka be. tohiny
Fikodedena: Fikodedehana (kodedy, kodedika) a.: Fitenenana haingana izay mile tsy ho fantatra fa mifangaroharo.…tohiny
Fikodedy: Fikodedika (kodedy, kodedika) a.: Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana…tohiny
Fikodia: (kodia) a,: Fomban' ny zavatra na olona mikodia, izany hoe mivadibadika ambony sy ambany na mihodinkodina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0663