Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fiketrahana: (petrako) a,: Sezam-piandrianana ipetrahan' ny mpanjaka, ny filoha ambonim-pirenena. tohiny
Fiketrahana: (ketraka) a.: Fihalefahana, figedragedrana, fahakiviana: Ny fiketrahan'ny tady. tohiny
Fiketraka: (ketraka) a.: Fomba, toetran'ny zavatra miketraka, izany hoe mihalefaka, migedragedra. tohiny
Fiketrehana: (ketrika) a.: Fampangotrahana, fahandroana. tohiny
Fiketrika: (ketrika) a.: Fomba na toetran'ny zavatra miketrika, izany h oe mangotraka. tohiny
Fiketrona: (ketrona) a.: Toetran'ny zavatra miketrona. tohiny
Fiketronana: (ketrona) a.: Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin'ny tarehy: Ny fiketronana,…tohiny
Fiketsoketso: (kat-ro) a.: Fomban'ny olona miketsoketso, izany hoe mipentsompentsona, miteniteny foana. tohiny
Fiketsoketsoana: (ketso) a,: Fipentsompentsonana, fitenitenenam-poana, milaza izay tsy tokony holazaina; fahabasiam-bava.…tohiny
Fikevohana: (kevoka) a.: Firehaka, fieboeboana. tohiny
Fikevoka: (keuoka) a,: Toetran' ny olona mikevoka, mirehaka, mieboebo. tohiny
Fikezahana: (kezaka) a.: Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny ai-na: Tzy ampy fikezahana ny zanakao…tohiny
Fikezaka: (kezaka) a.: Toetran' ny zavatra mikezaka, na mihaety, mifintina. ~ Fomban' ny-otona mikezaka na manao…tohiny
Fikiahana: (kiaka) a.: Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan'…tohiny
Fikiahana: (kiaka) a.: Fisoritana. tohiny
Fikiaka: (kiaka) a.: Toetran'ny zavatra mikiaka, na misy soritra. tohiny
Fikiaka: (kiaka) a,: Fomba entina mikiaka, na manao feo mafy mikarantsana. tohiny
Fikiakiahana: (kiakiaka) a.: Fiantsoantsoana mafy mankarenin-tsofina. tohiny
Fikiakiaka: (kiaka) a: Fomba entina mikiakiaka. tohiny
Fikidanodanohana: (kidanodanoka) a.: Famindrana malako, midoladola. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0803