Litera F
Fihimokimohana: (himokimoka) a.: Fihomehezana tazontazonina tsy ho mafy.
tohiny
Fihimokimoka: (himokimoka) a.: Fomba entina mihimokimoka, na manakombona ny vava mba tsy hihomehy, ne-fa fantatra…tohiny
Fihina: a.: Fitazonana mafy amin'ny tanna tokan atao mikainkona na amin'ny ta-nana roa ampifandraisina mba tsy…tohiny
Fihinakinaka: (hinakinaka) a.: Hatavy,habotrefona:Oadray, izany fihinakinak'ity' kisoa!
tohiny
Fihinana: (hinana) a.: Fomba entina mihinana: Raisiny amin'ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary, ~p.t.: Azo…tohiny
Fihinanana: (hinana) a.: Asa a-tao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina. ? f t.m.: Karama: Tsy…tohiny
Fihindrahindra: (hindrahindra) a.: Fomba entina mihindrahindra, mipelipelika, mijefijefy.
tohiny
Fihindrahindrana: (hindrahindra) a.: Fikarenjirenjena, fipelipelehana, fijefijefena.
tohiny
Fihinina: (fihina) mt.ih. (fihino): Tazonina mafy amin'ny tanana tokana atao mikainkona tsara: Nofihininy tsara…tohiny
Fihinjahana: (hinjaka) a.: Fitsamboaran, fitsambikinrbikinana.
tohiny
Fihinjihinjiana: (hinjihinjy) a.: Fihinjirana, firidiridiana, asa atao rehefa mihinjihinjy. `Fihintsana (hintsana) a.:…tohiny
Fihinjihinjy: (hinjihinjy) a.: Fomba entina mihiniihinjy, mihinjitra, miridiridy.
tohiny
Fihintsanana: (hintsana) a.: Fialana, firarahana: Rehefa lehibebe no manomboka ny fihintsanan'ny vole.
tohiny
Fihirana: (hira) a.: Ny asa atao rehefa mihira. 1 Tonon-kixa voasoratra ka hiraina any an- trano fiangonana. ~…tohiny
Fihiratana: (hiratra) a.: Ny ffsokafan'ny maso.
tohiny
Fihirifana: a,: Faritra amin'ny ilan'ny loha an-daniny sy andaniny avy, voafaritry ny maso, ny sonna ary ny takolaka.…tohiny