Litera F
Fafana: a : Hazo fisaka natao solontsolaitra nanoratana tamin'ny andro taloha : Nasiana menaka kely aloha ny…tohiny
Fafana: o. : Fofona manitra mamerovero mandraraka eran'ny toerana izay. - t.i.f. : Mamafana, famafana / amafanana.…tohiny
Fafazana: (fafY) mt. pdr. (fafuzo) : Enti-milaza ny toerana asiana fafy, voam-bary na voan'anana apariaka amin'ny…tohiny
Fafy: a. : Fampielezana na fanaparitahana zavatra toy ny voa madinika, na fasika, na rano : Fafy fasika re…tohiny
Fagakaizana: (sakaiza) a : Fakana ho sakaiza.
tohiny
Faha-: Tovona fampiasa eo alohan' ny teny milaza isa : mba hanaovana mpamaritra milaza filaharana : Fahadimy,…tohiny
Fahafahana: a. : Toetran'ny olona afaka, izany hoe tsy voageja, tsy andevozin'ny sasany fa afaka manao izay tiany…tohiny
Fahafatesana: (faty) a. : Fialan' ny aina : Tsy fantatra ny andro hahatongavan'ny fahafatesana.
tohiny
Fahafiry: (firy) p.mt. : EntimanontanY laharana : Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin'ilay hazakazak ' aotomobilina…tohiny
Fahagagana: (gaga) a. : Zavatra mahavariana ny sain, izany hoe tsy fahita andavanandro amin' ny hatsaranY na ny…tohiny
Fahagola: Fahagolan-tany P. mt. : Taloha efa lasa ela be : Tsy fantatra izay nonina tamin'itony tan), itony fahagola.…tohiny
Fahaizana: (hay) a. : Zavatra hay, fantatra : Olona be fahaizana, hono, iny touolahy iny. ? Fahalalana voafototra…tohiny
Fahakambotiana: (kamboty) a. : Toetran'ny zaza kamboty : Anisan'ny zavatra tokony hampangoraka antsika ny fahakambotiana.…tohiny
Fahakirana: (kirana) a.: Harikivy : Tsy aneran'ny fahakiran' it? voankazo it9 izany.
tohiny