Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
F: Tarehintsoratra fahadimy ary renitsoratra fahatelo amin'ny abidy malagasy, mitonona hoe fi na fe. Miova…tohiny
Fa: a. : Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama. tohiny
Fa: p,mt. : Mitovy hevitra amin'ny nefa, saingy : Kely vatana izy, fa matanjaka. / ppt.: Mitovy hevitra…tohiny
Fadidirana: (fadiditra) mt.ih, (fadidiro) : Ampifanolanina, ampifampidipidirina : Fadi-diro io rantsankazo io. tohiny
Fadiditra: na Ladinintrambo o. : Anaran' aretina mitovitovy amin'ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava…tohiny
Fadiditra: a. : Fihoronan-kofehy na tady saro-bahana, fifamatopatorana mila tsy ho hi-ta lanfny. - t.i.f. : Fadidirana,…tohiny
Fadimbolana: a. : Fahataitairan'ny bibivavy mitady lahy. / Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan'ny…tohiny
Fadin-dambo amin'amboa: tsY azo atao mihitsY na manao ahoana na manao ahoana. tohiny
Fadin-tseranana: haba aloa eo amin'ny seranana amin'ny entana midina eo. tohiny
Fadina: (fady) mt.ih. ( fadio) : Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo…tohiny
fadinay: avy amn teny oe FADY,na zavatra tsy azo atao sy andrarĂ na,ny Fadinay zany dia oe;FADY-NAY,zavatra andrarĂ na…tohiny
Fadintseranana: a. : Vola alaina amin'ny varotra atao amin' ny seranana na amin'ny zavatra mandalo eo aminy. (A-narana…tohiny
Fadiny: a. : Izay rehetra ao anatin'ny bibY vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan'ny hena sy ny taolana. Fadinkena…tohiny
Fadirana: (faditra) mt,ih. (fadiro) : Alana faditra : Fadirana amin'ny tany nilatsaham-baratra ny loza atahorana…tohiny
Fadiranovana: (faditra-ovana) p.t. : Mahantra fara fahoriana. tohiny
Faditra: a. : Zava-dratsy na loza atolaky ny sasany amin' ny tena ka sorohina na alana amin'ny fombafomba efa…tohiny
Fady: a. : Zavatra voararan' ny fomban-dRazana na ny Razana mihitsY tsy hatao na hohanina na hokasihina na…tohiny
Fady izany: sanatria izany, / Ilay fady : ilay ratsY, ilay tsY valahara. / Mahauoa fady na mamoa fady : enti-milaza…tohiny
Fafa: a. : Fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana : Ratsy fafa izany trano izany. - t.i.f. : Fafana,…tohiny
Fafana: (fafa) mt.ih. (fafao) : Esorina ny loto, ny fako amin'ny zavatra na toerana iray. : Fafao tsara ny efitrano…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0215