Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famongika: (vongika) a. : Fomba entina mamongika, mamesatra, mampitondra entamavesatra. 1 p,t. : Azo vongehina,…tohiny
Famongitrika: (vongitrika) a. : Fomba entina mamongitrika, mampivandravandra (ny maso) toy ny hamono, tohiny
Famongorana: (fongotra) a. : Fandravana, fandaniana tanteraka, fandripahana, fandringanana ho lany fara. tohiny
Famongovongo: (vongovongo) a. : Fomba entina mamongovongo, manao anentana. tohiny
Famongovongoana: (vongovongo) a. : Fanaovana anentana. tohiny
Famoniana: (vony) a. : Fahavakisam-bony. tohiny
Famonjafonjana: (fonjafonjo) a : Fandraidraisana dia fanapolipolesana, famenjafenjana. tohiny
Famonjena: (vonjy) a : Fitondrana vonjy, fanalana amin' ny loza : Noho ny famonjendRakoto no tsy nahafaty andrano…tohiny
Famonjy: (vonjy) a. : Fomba entina mamonjy. ? p.t. : A-zo vonjena. tohiny
Famonkenana: (uonkina) a. : Famoretana, tohiny
Famonkina: (vonkina) a.: Fomba entina mamonkina, ma-montra ho fohy. ? p,t. :A-zo avonkina. tohiny
Famono: (vono) a, : Fomba entina mamono. ? p,t. : Azo vonoina. tohiny
Famonoana: (vono) a. : Fikapohana, fanalana ny aine : Famonoana olona mihitsy izany ! ? Fanafoanana, fikosehana…tohiny
Famonodindo: a : Fandroahana lolo na matoatoa amin' ny fanipazana vakin-tavoahangy na voan-tsaramaso na katsaka.…tohiny
Famonona: (uonona) a. : Fomba entina mamonona, manomana. ? p. t. : Azo vononina. tohiny
Famononana: (uonona) a. : Fanomanana mialoha; fanangonana. tohiny
Famonosana: (fono) a. : Fandrakofana, fanafenana. tohiny
Famonototozy: a. : Karazan-javamaniry (Rhodocadon Madagascariensis). tohiny
Famonta: na Samonta (Ski) a. : Fisondrotan' ny ranomasina be indrindra amin' ny tsinambolana sy ny fenomanana.…tohiny
Famontirika: (uontirika) a. . Fomba entina mamontirika, mampivandravandra ny maso toa hivoaka ny taola-maso mihitsy.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0224