Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Foibe: (foitra be) a.: Toerana afovoany ihaonan'ny tsipika rehetra amin'ny fanorona. 1 Toerana lehibe indrindra…tohiny
Foibenkodiarana: a.: Ray faritra afovoany indrindra amin' ny kodiarana izay itsofohan' ny lahitangerina ary irantsandrantsanan'ny…tohiny
Foibentaosarintany: a.: Foiben' ny antokon-draharaha misahana ny fanaovana sarintany. tohiny
Foijaza: a.: Akoran-dandim-bibikely izay ametrahany ny atodiny./ Kambo, tohiny
Foina: a,: Sakana, tsy famelana hihetsika na hipaika intsony (fanorona). - t.i.f.: Foinana / voafoina / mamoina,…tohiny
Foinana: (foina) mt.ih. (foino): Tsy avala hihetsika na hipaika. tohiny
Foitra: a,: Holatra boribory eo afovoan'ny kibo, vokatry ny nanapahana ny tady nifandraisan'ny reny tamin-janany…tohiny
Foizina: (fo) p.t.: Mora tezitra aoka izany, kitokitoina. tohiny
Foizina: (foy) mt.ih. (foizo): Atao izay hahavakian'ny atody misy azy. 1 Potsirina, vonoina: Foizo io hao io.…tohiny
Foka: a,: Ny sisa mijanona ao anaty tany amin'ny hazo nokapaina, tronga. tohiny
Foka: a.: Karazan-kala (Phrynaracne foka). tohiny
Foka: a.: Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. i tif,: Fohina, voafoka…tohiny
Foka: na Fokafoka p.t.: Adala, tsy misy saina, ketrina. i t.i.f.: Afokaina f manafoka, fanafoka, mpanafoka…tohiny
Fokarina: (fokatra) mt. ih. (fokaro): Alana, badina ao anaty tany: Be ny arintany azo fokarina any Soalary. /…tohiny
Fokatra: a.: Fampisehoana ankarihary ny tao anaty tany, ny lasa. ¶ M.h.: Fongatra, - t.i.f.: Fokarina, voafokatra…tohiny
Fokatra: a.: Fampisehoana ny tapotsi-maso amin'ny olona tiana hoharabina. tohiny
Foke: (Ski) a.: Ilay milohantapenaka aloha indrindra amin'ny sambolay, tohiny
Foko: a.: Fiaviana nisehoana, firazanana: Na foko inona ianao na foko inona dia Malagasy ihany. ? Ny fitambaran'ny…tohiny
Fokofoko: ft.: Niavian'ny hoe mifokofoko. tohiny
Fokonolona: a.: Firaisam-pileovana sy fitondran'ny mponina amin'ny tanàna iray na amin'ny vohitra madinika mifanakaiky…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0625