Litera F
Fipotsaka: (potsaka) a.: Fomban'ny zavatra mipotsaka, izany hoe mivoaka ivelan' ny..., mivoaka avy ao amy...
tohiny
Fipotsiarana: (Pottiatra) a.: Fifantaitsirana.
tohiny
Fipotsiatra: (potsiatra) a.: Fomban'ny rano mipotsiatra, na mifantsitsitra.
tohiny
Fipozipozena: (pozipozy) a.: Ny fahosana, ny fahantrana.
tohiny
Fipozipozy: (pozipozy) a.: Fahosana, fahantrana.
tohiny
Fira: a.: Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana. 1 Filazana zavatra amin'ny teny fohy. - t.i.f.:…tohiny
Firabahana: (rabaka) a.: Fitsofohana, fiditridirana an-kasahiana izaitsizy.
tohiny
Firabaka: (rabaka) a.: Fomba entina mirabaka, izany hoe mitsofoka, miditriditra ankasahiana izaitsizy.
tohiny
Firabaraba: (rabaraba) a.: Fomba entina mirabaraba, manao tsy am-piheverana, manaonao foana.
tohiny
Firabarabana: (rabaraba) a.: Fanaovana tsy am-piheverana, fanaovana kitoatoa.
tohiny
Firadarada: (radarada) a.: Fomba entina miradarada, fomban'ny olona miradarada, izany hoe miteniteny foana tsy misy…tohiny
Firadaradana: (radarada) a.: Fitenitenenam-poana tsy misy heviny; firediredena.
tohiny
Firafetana: (rafitra) a.: Firaiketana, fiadiana.
tohiny
Firahalahiana: (rahalahy) a.: Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahY; fihavanana, fifankatiavana.
tohiny
Firahalahy: (rahalahy) a.: Toetran'ny olona mirahalahY.
tohiny
Firaharaha: (raharaha) a.: Fomba entina miraharaha, na mikarakara, mieritreritra, mihevitra, miahy.
tohiny