Litera F
Fihezahezana: (hezaheza) a,: Fijoroana, fitsanganana misalasala tsy mandroso tsy mi-hem otra.
tohiny
Fihibohana: (hiboka) a.: Fihidiana ao amin'ny toerana iray; fijanonana maharitra, fifantsihana amin'ny asa.
tohiny
Fihidiana: (hidy) a.: Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana…tohiny
Fihifihana: (hifika) a: Fialana, fandavana ka mampihetsiketsika ny loha.
tohiny
Fihifihiana: (fihifihy) a.: Fangovitana, fihararetana, fahakepohan.
tohiny
Fihifihy: a.: Fangovitana noho ny hatsiaka, fiampifiana no-ho ny tahotra, fllrararetan fa tandindomin-doza, fahakepahana,…tohiny
Fihiforana: (hifotra) a.: Fahafenoana, fahatampenana, fahatsentsenana: Tsy azo asiana kavina ny sofinao noho ny…tohiny
Fihihirana: (hihitra) a,: Fiaretana mikiribiby manao zavatra: Noho ny fihihirany no nahazoany ooalohany tamin'ny…tohiny
Fihilanana: (hilana) a.: Firaikana, fironana, fitongilanana: Amin'ny iray sy sasany dia hita ny fihilanan'ny masoandro.…tohiny
Fihilontrilona: (hilontrilona) a.: Ny fanjelanjelatry ny zavatra ixay.
tohiny
Fihimohana: (himoka) a.: Fanakombonana ny vava tsy hihomehy.
tohiny