Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fidabohana: (daboka) a.: Fianjerana (amin'ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin'ilay fidabohany tamin' ny…tohiny
Fidadadadana: (dadadada) a: Fitenitenenana miahotrahotra, miambakavaka. ΒΆ M, h.: Fiakanakanana, fivakavakana, fiambakambakana,…tohiny
Fidadahana: (dadaka) a.: Fitenenana haingana sy miboredika; fikodedehana. tohiny
Fidadasika: (dadasika) o.: Fahalalahana tsy anerany: Tsy hita PesiPesenina ny fidadasiky ny habakabaka, tohiny
Fidaikana: Fidaikadaikana (daikadaika) a,: Fandehanana misabakabaka. tohiny
Fidaindainana: (daindaina) a.: Fidanehan'ny hainandro. ? Fikarantsam-peo mankarenin-tsofina. tohiny
Fidaingidaingena: (daingina) a.: Fandehanana mivembena toa mila hianjera tahaka ny zaza vao miana-mandeha. tohiny
Fidalabobohana: (dalaboboka) o.: Fianierana mafy; fianjexana andrenesana feo midoboka mafy, tohiny
Fidanadanana: (danadana) a.: Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan'ny aaaahady no nahafahan'ny…tohiny
Fidanesahana: (danesaka) a.: Famindra miadana sy miresaresa toy ny an'ny olona matavy. tohiny
Fidangadangana: (dangana) a.: Fipetrahana amin'ny fitoerana avo; fianjonanjonana. tohiny
Fidangana: na Fidanganana (dangana) a.: Fisondrotana avo: Fidangan'ny aidim-piainano. tohiny
Fidanidaniana: (danidany) a.: Fidiridiriana, fahafenoana sY fahenjanana. tohiny
Fidanihana: na Fidanika (dont-ka) a.: Famelezan'ny herin' ny hafnandro; fitaninana afo, famindroana akaikin'ny afo:…tohiny
Fidanohana: (danoka) a.: Famindrana na fitenenana miangoty ary ampisehoana fanambonian-tena. tohiny
Fidaondaonana: (daondaona) a.: Fitenenana feno avona. tohiny
Fidarabohana: (daraboka) a,: Fianjerana mafy amin'ny tany. tohiny
Fidararahana: (dararaka) a.: Fitalanjolanjiinam - poana amin'izay rehetra hita. tohiny
Fidarobohana: (daroboka) a.: Fianjerana anaty rano. tohiny
Fidaronana: (darona) a.: Fanaovana asa, famindra na fiteny miadana toa tsy rototra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1216