Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fantatra: mt.ih. fototeny:Hay: Teny tsy fantatro no nifam-Piresahany. 1 HaY ny anarany sy ny maha-izy azy: Fantatro…tohiny
Fantenana: (fantina) mt. ih, (fanteno): Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba hale fa handalim pahatzana…tohiny
Fantina: o,: Fifidianana, fakana izay tsara: Atao tarira fantina ny voankazo haondrana. i t. t, f.: Fantenana,…tohiny
Fantohana: (fantoka) mt. ih, (fantohy): Fantsihana: Nofantohany ilay hazo fisaka. ? Jerena maharitra: Nofantohany…tohiny
Fantoka: a.: Fantsika. ~ Fijerena maharitra. - t.i.f,: Fantohana,afantoka, voafantoka I mamantoka, famantoka,…tohiny
Fantoke: (Ski) a.: Fiaingan'ny lohan'ny lakana raha marnaky ny onja. tohiny
Fantsaka: (tsaka) a.: Fomba entina mantsaka. 1 p.t.: Azo antsakaina: Ny ranom-potaka tsy mba fantsàka. tohiny
Fantsakàna: (tsaka) a: Fakana rano eny an-doharano: Ma-fana erY ny resaky ny zatovouavy eny am-pantsakana rano.…tohiny
Fantsake: (Ski) o.: Fiterena rononon'omby ho ao am-bava avy hatrany. tohiny
Fantsana: a: Fanadiovana ny aty vava amin'ny rano, - t.i.f.: Afantsana 1 mitan. tsana, fifantsana, mpifantsana…tohiny
Fantsihana: (fantsika) mt.ih. (fantsiho): Asiana fantsika, raiketina amin'ny fantsika: Fantsiho ity hazo fisaka…tohiny
Fantsika: a.: Vy lavalava kely marani-doha hanakambanana ny hazo roa na maria t.i.f: Fantsihan, afantsika, voafantsika…tohiny
Fantsikahitra: a,: Karazan-kazo isan'ny mafy (Karazana Plectronia), tohiny
Fantsikala: a.: Karazan'ahitra. tohiny
Fantsiny: a,: Ny hena eo ambanin'ny fanangany. tohiny
Fantsitsirana: (fantsitsira) mt th. (fantaitsiro): Enti-milaza izay iporitihan 'ny,.,, itangirihan 'ny...: Nofantsitairan'ny…tohiny
Fantsitsitra: a.: Fiporitihandrano mitaraka mahitay. t.i.f.: Fantsitsirana, voafantsitsitra, tafafantsitaitra I manafantsitsitra,…tohiny
Fantsona: a.: Zavatra hoboka aty natao hikorfanan'ny rano, indrindra ny rano avy any an-tafontrano (fiteny koa…tohiny
Fantsonana: (fantsona) mt.ih. (fantsony): Asiana fantsona. tohiny
Fantsy: a.: Kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin'ny ranjon'ny akoholahy ka entiny miady. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0221