Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fahefana: (efa) a. : Fahazoana manao zavatra: Tsy manampahefana hitsara ahy ianao. ? Hery ananana : Loza ny fahefan'ny…tohiny
Fahefany: (efatra) a. : Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho…tohiny
Fahefatra: (efatra) p.i. : Entimilaza izay mitana ny lahaxana aorian' ny fahatelo : Ny aurily no volana fahefatra…tohiny
Fahelana: (ela) a. : Toetran'ny zavatra ela : Sosotra tamin' ny fahelan'ny vola karamany izy ka naleony niala.…tohiny
Fahempohe: (Ski) a : Vala famandrihana voay, lambo. tohiny
Fahenina: Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimY. tohiny
Faheniny: a. : Famarana ampahenin'ny vary iray (20 1). tohiny
Faherezana: (hery) a. : Herimpo, havitrihana, harisihana. tohiny
Fahetse: na Karija (Ski) a. : Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana…tohiny
Fahiazana: (hia) a : Toetran' ny olona mahia (hahia, hahiazana) : Loza ny fahiazan' it? zozo it? : hita mitrakitraer?…tohiny
Fahihirana: (hihitra) a. : Fitsitsiana tafahoatra. tohiny
Fahihitra: (hihitra) a: Ny toetran'ny olona mahihitra, mitsitsy loatra. tohiny
Fahiny: p.mt. : Tamin'ny andro taloha ela tany : Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina…tohiny
Fahirano: a. : Fanodidinan'ny fahavalo ny tanĂ na mba tsy hahafahan'ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano…tohiny
Fahiratana: (hiratra) a : Ny hamarin'ny fijery, ny mizana. tohiny
Fahiratra: (hiratra) a. : Fahatsilo : Mbola mahavariana ny fahiratry ny mason'io antidahy roa amby zato taona io.…tohiny
Fahita: (hita) p, t. : Hita matetika : Tsy fahita intsony itony lamba itony ankehitriny. tohiny
Fahitana: a. : Ny maso. ? Fahalalana : Ny fahitana ny maha-mahantra anay ue no iauonavonanareo aminay ? Fitsarana…tohiny
Fahitra: a. : Tranon' omby ompiana izay voahodidina vala na fefy na faritra (angamba avy amin'ny hoe faritra…tohiny
Fahizany: p,mt. : Taloha ela, fahiny. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132