Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitronana: (trona) a.: Famoaham-peo tsy faly toy ny manerona: Ny fitronan'ny kisoa. 1 Fisatrasatrana tsy avY miaina:…tohiny
Fitrongisana: (trongy) a.: Fihadiana, fihohazana ny tany amin'ny vava (kisoa), tandroka, angadinomby, arY fitaovana…tohiny
Fitrongy: (trongy) a.: Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin'ny…tohiny
Fitrosa: (trosa) a.: Fomba entina mitrosa, izany hoe mividy zavatra ka tsy mandoa ny vidiny eo no ho eo fa mangataka…tohiny
Fitrosana: (trosa) a.: Fividianan-javatra izay tsy aloa eo no ho eo ny vidiny fa angatahana andro: Tsy tsara velively…tohiny
Fitrosina: (trosina) a.: Toetran' ny olona mitrosina, izany hoe mianjera miantoraka any anoloana, na mangataka…tohiny
Fitrosinana: (trosina) a.: Fihotsahana, firodanana: Ny fitrosinan'ilay tamboho no nahatapaka ny lalana mankany aminay.…tohiny
Fitrotro: (trotro) a.: Fomba entina mitrotro, izany hoe mamihina zaza eny amin'ny sandry anankiroa ka manankina…tohiny
Fitrotroana: (trotro) a.: Famihinana amin'ny sandry anankiroa ka ankinina amin'ny tratra. tohiny
Fitrotrongiana: (trotrongy) a.: Fianjeràna mandroso any anoloana ka mitehika amin' ny tany ny tarehy. tohiny
Fitrotrongy: (trotrongy) a.: Fomban'ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy…tohiny
Fitsabahana: (tsabaka) a.: Fangaronana amin'ny tanana: Maharikoriko ny fitsabahan' io zaza maloto io ny hanina. 1…tohiny
Fitsabaka: (tsabaka) a.: Fomba entina mitsabaka, izany hoe mangarona amin'ny tanana, na miditra amin'ny toerana…tohiny
Fitsabo: (tsabo) a.: Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin'ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja…tohiny
Fitsaboahana: (tsaboaka) a.: Famoahan'ny rano feo rehefa anipazana na torahana vato. tohiny
Fitsaboaka: (tsaboaka) a.: Toetran'ny rano mitsaboaka, izany hoe mamoaka feo manokana rehefa torahana na anipazam-bato.…tohiny
Fitsaboana: (tsabo) a.: Fikarakaràna amin'ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan'ny…tohiny
Fitsaharana: (tsahatra) a.: Fijanonana: Ny fitsaharan'ny rivotra no nahatonga anay handeha. 1 Fiatoana: Manomboka…tohiny
Fitsahatra: (tsahatra) a.: Toetran'ny zavatra mitsahatra, izany hoe mijanona na miato. tohiny
Fitsahina: (fitsaka) mt.ih, (fitsaho) : Atao mifitsaka, mifintina: Fitsahina amin'ny rano ny volon-doha. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1003