Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisitrika: (sitrika) a,: Fomba entina misitrika, milentika difotra ao anaty rano, miery ao anaty zavatra. tohiny
Fisivana: (sivana) a.: Toetran' ny zavatra nisivana, na nahintsana tamin'ny vy makarakara mba ho izay tsara sy…tohiny
Fisivanana: (sivana) a.: Fandalovana amin'ny sivana, amin' ny makarakara vy fanintsanana. ? H.o.: Fifantenana, fitsikerana…tohiny
Fisiviana: (sivy) a.: Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono,…tohiny
Fisivy: (sivy) a.: Toetran'ny zavatra nozaraina sivy. tohiny
Fisoahana: (soaka) a.: Fanoloana, fisoloana: Sarotra ny fisoahana olona tahaka azy in y, tohiny
Fisoaka: (soaka) a.: Fomba entina misoaka, misolo. tohiny
Fisobilahana: (sobilaka) a.: Fivaonana, fivilanana. tohiny
Fisobilairana: (sobilaitra) a: Fisolifahana, fahadisoana kely. tohiny
Fisobilaitra: (sobilaitra) a.: Fomba entina misobilaitra, misolifaka, manao hadisoana kely. tohiny
Fisobilaka: (sobilaka) a.: Toetran'ny zavatra misobilaka, mivaona, mivilana. tohiny
Fisobilarana: (sobilatro) a.: Fisompiranana, fisolilana. tohiny
Fisobilatra: (sobilatra) a.: Toetran'ny zavatra misobilatra, misompirana, misolila. tohiny
Fisodihana: (sodika) a.: Fanalana ny hoza-dravin'ny rofia; fanesorana vato kely madinika amin'ny vary, alohan'ny…tohiny
Fisodika: (sodika) a.: Fomba entina misodika, manala ny hoza-dravin'ny rofia, na manesotra ny vato kely madinika…tohiny
Fisodisodiana: (sodisody) a.: Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha taratra, fihaodihaodiana.…tohiny
Fisodisody: (sodisody) a.: Fomba entina misodisody, na miverimberina manodidina zavatra na olona imbetsaka toa mizaha…tohiny
Fisofina: (sofina) a.: Fitoviantsofina. tohiny
Fisohika: (sohika) a.: Toetran' ny olona misohika na mana-no sarotra rehefa miaina fa fohifohy fiaina ary misesisesy.…tohiny
Fisointsoina: (sointsoina) a.: Fomban'ny olona misointsoina na mihataka menatra mangaihay. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1049