Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fipotsaka: (potsaka) a.: Fomban'ny zavatra mipotsaka, izany hoe mivoaka ivelan' ny..., mivoaka avy ao amy... tohiny
Fipotsiarana: (Pottiatra) a.: Fifantaitsirana. tohiny
Fipotsiatra: (potsiatra) a.: Fomban'ny rano mipotsiatra, na mifantsitsitra. tohiny
Fipozipozena: (pozipozy) a.: Ny fahosana, ny fahantrana. tohiny
Fipozipozy: (pozipozy) a.: Fahosana, fahantrana. tohiny
Fipy: (py) o,: Fomba entina mipĂ˝, izany hoe mikimpikimpy maso. tohiny
Fira: a.: Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana. 1 Filazana zavatra amin'ny teny fohy. - t.i.f.:…tohiny
Firabahana: (rabaka) a.: Fitsofohana, fiditridirana an-kasahiana izaitsizy. tohiny
Firabaka: (rabaka) a.: Fomba entina mirabaka, izany hoe mitsofoka, miditriditra ankasahiana izaitsizy. tohiny
Firabaraba: (rabaraba) a.: Fomba entina mirabaraba, manao tsy am-piheverana, manaonao foana. tohiny
Firabarabana: (rabaraba) a.: Fanaovana tsy am-piheverana, fanaovana kitoatoa. tohiny
Firadarada: (radarada) a.: Fomba entina miradarada, fomban'ny olona miradarada, izany hoe miteniteny foana tsy misy…tohiny
Firadaradana: (radarada) a.: Fitenitenenam-poana tsy misy heviny; firediredena. tohiny
Firado: (rado) a.: Fomba entina mirado, mitondra na manao rado. tohiny
Firadoana: (rado) a.: Fanaovana rado, fitondrana rado eny am-bozona. tohiny
Firafetana: (rafitra) a.: Firaiketana, fiadiana. tohiny
Firafitra: (rafitra) a.: Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady. tohiny
Firahalahiana: (rahalahy) a.: Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahY; fihavanana, fifankatiavana. tohiny
Firahalahy: (rahalahy) a.: Toetran'ny olona mirahalahY. tohiny
Firaharaha: (raharaha) a.: Fomba entina miraharaha, na mikarakara, mieritreritra, mihevitra, miahy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0758