Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Famahana: (uaha) a : Fanaborahana; fanalana fatorana; fanatsoahana, fanapahana (fanekena) . tohiny
Famahanan-tenona: a. : Zavatra horonan'ny kofehy atao fahan' ny tenona ka atsofoka ntifandimbindimby avy ankavanana sy…tohiny
Famahanana: (fahana) a : Famikirana, fisarangotana amin'ny zavatra iray mba tsy hianjera. tohiny
Famaharana: (fahatra) a. : Famikirana, fitokonana tsY mety mandeha. tohiny
Famahazana: (fahy) a. : Fanatavezana. tohiny
Famaho: a. : Karazan-javamaniry fanao ody nify ny fakany. tohiny
Famahoahana: (vahoaka) a Famoriana olona vitsivitsy mba hiasa sy famahanana azy avy eo. ? Fametrahana ho takatry…tohiny
Famahoaka: (vahoaka) a. Fomba entina mamahoaka na mamory vahoaka. tohiny
Famahoana: (faho) a. : Fampifangaroana. tohiny
Famahorana: (vahotra) a. Fampitahorana. tohiny
Famahotra: (vahotra) a. : Fomba entina mamahotra, mampitahotra. ? p.t: Azo vahorina, ampitahorina, atao vahotra.…tohiny
Famaika: (vaika) a. : Fomba entina mamaika na manatrana basy. tohiny
Famaikana: (vaika) a. : Fanatrànana basy. tohiny
Famaingavainga: (vainga) a. Fomba entina mamaingavainga, mandidy hena atao vaingany lehibe. tohiny
Famaingavaingana: (vainga) a. : Fandidiana hena ka atao vaingany lehibe. tohiny
Famakafakana: (faka) a. : Fanadihadiana sy famoaboasana zavatra iray hahitana ny tena fotony; fandinihana, famotopotorana,…tohiny
Famakiakora: a. : Karazam-borona, izay atao koa hoe Famakisifotra (Anastomus Madagascariensis). tohiny
Famakiana: (vaky) a. : Fampitresahana / fandalovana eo afovoany / fampisehoana ho fantatry ny be sy ny maso J fanasaratsarahana…tohiny
Famakiloha: a. : Biby maitsomaitso sahala amin'ny valala, ary misy toy ny famaky eo amin'ny vavany, izay nahatonga…tohiny
Famakisifotra: a. : Karazamborona izay atao koa hoe Famakiakora (Anastomus Madagascariensis). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0752