Litera F
Forofatra: a.: Toetran'ny zavamaniry miroborobo faniry ary mivondrona mifanety, - t.i.f.: Miforofatra, fiPorofatra…tohiny
Forofotra: a.: Toetran'ny hoditxa mivotrovotro voan'ny bontsimbontsina kely madinika. • Bontsfmbontsina kely madinika,…tohiny
Forohana: a.: Kitay hazo efa may nirehitra ny llany, - F.-p.: Tapa-porohana sisa tsy may: enti-milaza ny kely…tohiny
Forombositra: a.: Vatsy itsfniovana ny dia haleha.
tohiny
Forona: a.: Fanaovana zavatra tsy mbola nisy. i t. L f. : Foronina, voaforona I mamorona, famorona, mpamorona…tohiny
Forona: a.: Karazan'ahitra maniry anaty rano, fanaovana harona, tsihy... (Scirpus corymbosus),
tohiny
Forongo: a.: Karazan-javatra miaraka amin'ny ten, enta-na tsy mahasaraka na iadidiana: Ny kitapo, solaitra, pensily,…tohiny
Foronina: (forona) mt. th. (forony): Atao misy, nefs tsy nisy teo aloha: Noforonin' iza, araka ny heuitrao, izao…tohiny
Forosety: (fr. fourchette) a.: Fitaovana madinika amin'ny sakafo, mirantsana telo na efatra, atao fandraisana…tohiny
Fory: a.: Vava fivalanana. ? Ny maha-vehivavy. - F.-p.: Fory maty hozatra: enti-milaza vehivavy efa dila ny…tohiny
Fosa: a.: Filazana kileman'olona tsy eo imasony, fanambarana ny toetran'ny hafa mba hanaratsiana azy. - t.i.f.:…tohiny
Fosa: a.: Biby mpihina-nofombiby hafa, mitovy habe amin'ny alika ary mitovy endrika amin'ny saka; manja mena…tohiny
Fosaina: (fosa) mt. ih. (fosao): Haratsina, zimbaina, hamavoina: Toa nofosainareo adiny iray maninjitra, hono,…tohiny
Foserina: (fositra) mt. ih. (fo-sera): Loahana: Nofoseriny tamin'ny homamanta ilay hazo ka loaka. 1 Ahodina, kosehina…tohiny