Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisikiana: (siky) a.: Fandroahana biby amin'ny filazana hoe "siky". tohiny
Fisikina: (sikina) a,: Fomba entina misikina, mamehy lamba manodidina ny valahana. tohiny
Fisikinana: (sikina) a.: Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana,…tohiny
Fisilahana: (silaka) a.: Fiendahana, fihelahana. tohiny
Fisilaka: (silaka) a.: Toetra na fomban'ny zavatra misilaka, mielaka, misy ahafahana kely. tohiny
Fisilantsilana: (silantsilana) a.: Toetran'ny olona misilantsilana, mipelipelika, mihetsiketsika noho ny hajejoana.…tohiny
Fisilantsilanana: (silantsilana) a.: Fipelipelehana, fihetsiketsehana noho ny hajejoana na ny hajefena. tohiny
Fisilarana: (silatra) a.: Fisiana dimbana kely. tohiny
Fisilatra: (silatra) a.: Toetran' ny zavatra misilatra, misy dimbana kely. tohiny
Fisilisiliana: (silisily) a.: Fitsitsiana mihoa-pampana, fahihirana. tohiny
Fisilisily: (silisily) a,: Toetran' ny olona mahihitra, kahidy. tohiny
Fisimahana: (simaka) a,: Fitsoahana, fiendahana. tohiny
Fisimaka: (simaka) a.: Toetran' ny zavatra misimaka, mitsoaka, miendaka. tohiny
Fisimba: (simba) a.: Fomba entina misimba, manisy ratsy, mamosavy, tohiny
Fisimbana: (simba) a.: Fanisiana ratsy, famosaviana. tohiny
Fisinda: (sinda) a.: Fomban'ny zavatra misinda, miala, misa-va: Ny fisindan'ny zavona. tohiny
Fisindahana: (sindaka) a.: Fihatahana amin'ny maro, fitokanana, fiolonolonana. tohiny
Fisindaka: (sindaka) a.: Fomba entina misindaka, mihataka amin'ny maro, mitokantokana. tohiny
Fisindana: (sinda) a.: Fihatahana, fialana, fanalavitana; fisavana. tohiny
Fisingana: (singana)a.: Toetran' ny olona na zavatra misingana, mandeha ixery, miavaka amin'ny maro. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0972