Litera F
Fotsiavadika: a,: Zavamaniry izay maitso ny aty raviny ary fotsy ny ivelany.
tohiny
Fotsifotsina: (fotsy) mt. ih. (fotsifotsio): Hamavoina, zimbazimbaina, atao tsinontsinona.
tohiny
Fotsifotsy: p.t.: Tsy dia fotsy loatra.
tohiny
Fotsina: na Fotsiana (fotsy) mt. ih. (fotsio): Diovina (enti-milaza indrindra ny zavatra metaly, ka kosehina…tohiny
Fotsiny: p.mt.: Tsy misy fanampiny tsy misy fangarony: Vary fotsiny no haniny isan'andro (tsara homarihina fa…tohiny
Fotsivadihana: a.: Karazan-kazo madinika (Helichrysum cordifolium).
tohiny
Fotsy: p,t. sy a.: Teny milaza loko mifanohitra amin'ny mainty, toy ny volon'ny tanixavo izany na ny ronono.…tohiny
Foty: na Fotibaolina (fr. football) a: Lalao fanatanjahantena misy mpilalao 11 an-daniny sy an-kilany, izay…tohiny
Foy: a.: Famotsehana ny hao na ny parasy amin'ny hoho. i tif: Foizina / mifoy, fifoy, mpifoy f ifoizana,…tohiny
Foy: mt. ih.: Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava. - t.i.f.: Afoy / mamoy, famoy, mpamoy 1…tohiny
Foy: a.: Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran'atody nisy azy, afaka tao anaty akorany:…tohiny
Foza: Fozafoza a.: Famoriporetana, familavilana. 1 Fozafozaina / mamozafoza, famozafoza, mpamozafoza / amozafozana,…tohiny
Foza: a.: Biby folo tongotra naman'ny orana (jar. itg), izay manetoka sy manery mafy amin'ny tanabeny misy…tohiny
Fozafozaina: (fozafoza) mt. ih. (foxafozao): Foriporetina,vilavilaina.
tohiny
Fozahavatra: a.: Aretin-koditra mora miititra.
tohiny
Fozalanana: (Btm) a,: Foza amoron-dranomasina.
tohiny