Litera F
Fitofezaka: (tofezaka) a.: Toetran'ny biby na olona mitofezaka, izany hoe reraka no-ho ny tsy fihinanan-kanina.…tohiny
Fitofina: (tofina) a.: Fomba fianjera: Tsy dia avo loatra ny nianjerany, fa ny fitofiny no nahatapaka ny tanany.…tohiny
Fitofintofina: (tofina) a.: Toetran'ny zavatra mitofintofina, izany hoe manonjanonja, mitopatopa.
tohiny
Fitofintofinana: (tofina) a.: Fanonjanonjana, fitopatopana.
tohiny
Fitoforana: (tofotra) a.: Fiddnana, fipbhana: Ny fitoforan'ilay lakana tamin'ny harambato no nahavaky azy.
tohiny
Fitofotra: (tofotra) a. :Toetran' ny zavatra mitofotra, izany hoe mipoka, midona aminjavatra hafa; fidofitra. tohiny
Fitoha: (toha) a.: Fomba entina mitoha, izany hoe mitady, mizaha (remby, haza). 1 p.t.: Azo tohaina, hazaina.…tohiny
Fitohana: (tohana) a.: Toetran' ny zavatra mitohana, izany hoe misy tohana, zavatra iankinana: Tsy toy izao velively…tohiny
Fitohana: (tohana) a.: Toetran' ny olona mitohana, izany hoe maharitra fotoana elaela tsy mivalana.
tohiny
Fitohanana: (tohana) a.: Faharetana elaela tsy mivalana: Misy milaza fa ny fitohanana dia mariky ny fitomboana ho…tohiny
Fitohanana: (tohana) a.: Fiankinana: Asivy fitohanana ityt zanakazo itJ fa mita hitolefika.
tohiny
Fitohifana: (tohika) a.: Fanaovana ditra, fikiribibiana.
tohiny
Fitohika: (tohika) a.: Fomba entina mitohika, izany hoe manao ditra, manao botraika, mikiribiby.
tohiny
Fitohinjaka: (tohinjaka) a.: Fomba entina mitohinjaka, izany hoe sady mihetsiketsika no mihovotrovotra.
tohiny
Fitohizambalala: a.: Karazan' ahitra (cyperus o b tusifolius).
tohiny
Fitohizana: (tohy) a.: Izay entina na ampiasaina hitohy hena, vakana...: Andeha aloha maka kofehy kely atoo fitohizan-kena.…tohiny
Fitohofana: (tohoka) a.: Fihandronana. ? Fiavovonana kitay betsaka eo am-patana.
tohiny