Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fisaka: P.t.: Manify, mitapelaka, tsy matevina: Haxo fisaka no anaovana gorodona. I t.i.f.: Fisahina, voafisaka,…tohiny
Fisàka: (saka) a.: Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany. tohiny
Fisakafo: (sakafo) a.: Fomba entina misakafo: Samy ma-nana ny fisakafony ny karazam-pirenena eto ambonin' ny tany.…tohiny
Fisakafoana: (sakafo) a.: Fihinanana sakafo: Amin'ny 12 ora no fisakafoan'ny kilasimandry. tohiny
Fisakaiza: (sakaiza) a,: Fomba entina misakaiza. tohiny
Fisakaizana: (sakaiza) a.: Fifankatiavan'ny mpisakaiza: Sarobidy ny fisakaizana fa matetika maharitra mandramaty,…tohiny
Fisakambinana: (sakambina) a,: Fiaraha-mamindra amin'ny olona iray izay fihinina amin'ny sandrin-tanana avy ao an-damosina…tohiny
Fisakana: (sakana) a.: Fomba entina misakana. ? p.t.: Azo sakanana. tohiny
Fisakàna: (saka) a.: Fakana, fihalorqna (foza na orana) amin'ny tanana ao anaty lavany. tohiny
Fisakanana: (sakana) a.: Fanasiana fefy: Nasiana fefy f'tsakanana ny omby eo akaikin' ny lalamby. ? Fandrarana,…tohiny
Fisakelehana: (sokelika) a.: Fitondrana (zavatra) ao ambany helika. tohiny
Fisakelika: (sokelika) a.: Fomba entina misakelika, mitondra ao ambany helika: Zavatra kely ihany no fisakelika.…tohiny
Fisakobona: (sakobona) a.: Fomba na toetran'ny olona misakobona; na mirakotra ao anaty lamba. tohiny
Fisakobonana: (sakobona) a.: Firakofana, fiafenana ao anaty lamba: Mampahafana ny fisakobonana ao anaty lamba rehefa…tohiny
Fisakodina: (sakodina) a.: Fomba entina misakodina, mivoivoy, mivezivezy, tohiny
Fisakodinana: (sakodina) a,: Fivoivoizana, fivezivezena: Tsy misy tsy gaga nahita ny fisakodinan'iny tovolahy iny…tohiny
Fisalasala: (salasala) a.: Fomba entina misalasala, miroahana, tsy manapa-kevitra. tohiny
Fisalasalana: (salasala) a,: Tsy fahatapahan-kevitra: Aleo mihemotra raha mbola misy fisalasalana ao an-tsainao, ?…tohiny
Fisalehorana: (salehotra) a.: Fahamaikamafkana foana, fiselontselonana amin'ny raharahan'ny hafa: Mahasosotra ahy…tohiny
Fisalehotra: (salehotra) a.: Fomba entina misalehotra, toetran'ny olona misalehotra, na miselontselona amin' ny raharahan'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.09