Litera F
Firintonana: (rintona) ci.: Fialana tampoka an-katezerana.
tohiny
Firiorio: (riorio) a.: Fomba entina miriorio; toetran'ny zavatra miriorio, na mirenireny, mandehandeha tsy misy…tohiny
Firioriovana: (riorio) a.: Firenirenena, fandehandehanana tsy misy toniany; fiviliana any amin'ny tsy izy; fandehanana…tohiny
Firiotra: (riotra) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na biby na olona miriotra, na mihazakazaka mafy.
tohiny
Firipahana: (ripaka) a.: Toetran'ny zavatra miripaka, na miringana, voa na maty daholo.
tohiny
Firisarisa: (risarisa) a.: Toetra, fomban'ny olona mirisarisa, izany hoe mamindra miadana, tsy maka sarotra ary…tohiny
Firisarisana: (risarisa) a.: Famindrana miadana tsy maka sarotra ary miretareta.
tohiny
Firitiritiana: (ritirity) a.: Fandehanana, famindran miridiridy ary maika.
tohiny
Firitirity: (ritirity) a: Fomban' ny olona miritirity, na mandeha, mamindra miridiridy ary maika.
tohiny
Firitsohana: (ritsoka) a.: Fibitsihana, filazana zavatra mangingina.
tohiny
Firitsoka: a.: Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre…tohiny
Firoandroanana: (roandroana) a.: Fiadanana, fahasambarana.
tohiny