Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Firetsika: Firetsidretsika (retsika) a.: Toetran'ny zavatra miretsika, na miretsidretsika, izany hoe mihahohaho,…tohiny
Firezareza: (rezareza) a.: Fomba na toetran'ny olona mirezareza, izany hoe mandeha miadana misonanina manketsy mankeroa.…tohiny
Firezarezana: (rezareza) a.:Fandehanana miadana misonanina manketsy mankeroa. tohiny
Firezatana: (rezatra) a.: Fitezerana, fitenenana an-katezerana. tohiny
Firezatra: (rezatra) a.: Fomba entina mirezatra, na mitezitra. tohiny
Firiadriatana: (riadriatra) a.: Fanaovan-javatra amin-katezerana arahhn-pihetsika mitrevatreva tsy misy fitsitsiana…tohiny
Firiadriatra: (riadriatra) a.: Fomban'ny olona miriadriatra, izany hoe manao zavatra amim-p itrevatrevana. tohiny
Firiaka: (riaka) a.: Fomba entina miriaka. tohiny
Firiaria: (riaria) a.: Fomban'ny biby na olona miriaria, izany hoe mikarenjirenjy ets? sy erg amin-kafaliana.…tohiny
Firiariavana: (riaria) a.: Fikarenjirenjena, fandehandehanana etsg sy erg amin-kafaliana. tohiny
Firiatana: (riatra) a.: Fandosirana, fandehanana mirintona; fitsiahana, fipoahana tampoka. tohiny
Firiatra: (riatra) a.: Toetran'ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran'ny…tohiny
Firibariba: (ribariba) a.: Toetran'ny kibo miribariba, irany hoe mirotadrotaka, mirazorazo. tohiny
Firidana: (ridana) a.: Fomban' ny biby na ny olona miridana, na mandositra betsaka indray miaraka. tohiny
Firidanana: (ridana) a.: Filefana, fandosirana betsaka indray miaraka. tohiny
Firidiridiana: (ridiridy) a.: Fihenjanana tsy mety miketraka; fihinjirana, fihiniihiniiana, fiziriziriana. tohiny
Firidiridy: (ridiridy) a.: Fomban'ny zavatra na olona miridiridy, na mihenjana, mihinjitra, mihiniihinjy. tohiny
Firifatana: (rifatra) a.: Fandosirana. tohiny
Firifatra: (rifatra) a.: Fomba entina mĀ¢ifatra, mandositra. tohiny
Firifirina: (firifiry) p.t.: Mangatsiaka, manaikitra izaitsizy (hatsiaka). tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1074