Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Figadraka: (gadraka) a.: Toetran'ny feo migadraka, ratsy faneno. tohiny
Figaga: (gaga) a.: Fomba anehoana fa gaga, talanjona. tohiny
Figagana: (gaga) a.: Fihetsehantsaina amam-panahy eo anoloan-javatra tsy fahita andavanandro, amin'ny lafiny tsara…tohiny
Figaika: (gaika) a.: Toetran'ny zavatra voafehy, voatery. tohiny
Figaina: Figaingaina (gaina) a.: Toetran'ny andro migaingaina, izany hoe mafana aoka izany tsy misy rahona. tohiny
Figaka: (gaka) a.: Fomba fanenon'ny ganagana. tohiny
Figaka: (gaka) a.: Fomba fisotro toaka. tohiny
Figalabina: (galabina) a.: Toetran'ny olona migalabina, izany hoe miadana tsara. tohiny
Figalabinana: (galabina) a.: Fiadanana, filaminana tanteraka. tohiny
Figana: (gana) a,: Toetran'ny zavatra voakapoka mafy, tohiny
Figanagana: (ganagana) a.: Fomba fiantso ny vorombazaha. tohiny
Figanaganana: (ganagana) a.: Fiantsoana ny vorombazaha. tohiny
Figanana: (talla) a.: Fanenon' ny fandrindrinam-baravarana na ny fikapohana mafy, tohiny
Figaona: (gaona) o.: Fidona, fipaika. tohiny
Figaonana: (gaona) a.: Fidonana, fipehana. tohiny
Figararana: (gararana) a.: Toetran'ny rano migararĂ na, na misy feo eo am-pikorianana. tohiny
Figararo: (gararo) a,: Fomba entina manao fialana. tohiny
Figarera: (garera) a,: Toetran' ny zavatra miborerarera. tohiny
Figarerana: (garera) a.: Fiborerarerana. tohiny
Figedrogedro: (gedrogedro) a.: Fomba entina mitaraindraina. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0418