Litera F

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanilemana: Fanakilemana (kilema) a.: Fanapahan-tsandry, tongotra; fanimbana bika aman-tarehy. tohiny
Fanilihana: (ilika) a.: Fanosehana hihataka, fampihatahana; famindrana voina, fanesorana tsy ho isany, tohiny
Fanilika: (ilika) a.: Fomba fanosehana hihataka, fomba fampihatahana, fomba famindrana voina, fombafanesorana…tohiny
Fanilisiliana: (silisily) o.: Tsy fanomezana afa-tsy kely bitika. tohiny
Fanilisily: (silisily) a.: Fomba entina manllisily na tsy ma-nome afa-tsy kely bitika: Mahotsikaiky it? fanilisilinao…tohiny
Fanilo: (tsilo) a.: Jiro lehibe a-tao hanazavana an-kalamanjàna. 1 Mpiambina notendrena hampandre momba ny fanakekezan'ny…tohiny
Fanilo: (tsilo) a.: Fomban'ny zavatra manilo na manindrona. ~ p. t.: Azo tsiloina. tohiny
Faniloana: (tsilo) a.: Fanindronana. tohiny
Fanima: (aima) a: Fomba entina manima, mandimbana, rnambanga. tohiny
Fanimahana: (simaka) a.: Fanalana, fanatsoahana zavatra sintonina; fanendahana. tohiny
Fanimaka: (simaka) a.: Fomba entina manimaka na manala vakiny kely. tohiny
Fanimana: (sima) a.: Fambangana na fandfmbanana ny molotra na ny morona. tohiny
Fanimba: (simba) a.: Fomba entina manimba. 1 p. t : Azo simbana. tohiny
Fanimbalony: (valo)p, mt.: Famerenana imbalo. tohiny
Fanimbana: (simba) a.: Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana. tohiny
Fanimina: (tsimina) a.: Fomba entina manimina, manjaitra sy mamboatra herana hatao tsimina tafontrano. tohiny
Fanimpiriny: (firy) p.mt.: Enti-manontany ny isan'ny namerenana asa iray: Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao…tohiny
Fanimpitony: (fito) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny impito: Fanimpitony izao no nakony ro fanadinana io nefa…tohiny
Fanimpolony: (folo) p.mt.: Famerenana asa iray hatramin' ny impolo: Fanimpolony izao no nanontana io boky nosoratanao…tohiny
Fanina: a. na Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0351