Litera E
Erina: a. : Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran'ny…tohiny
Erinerina: a. : Enti-milaza ny toerana mors tazana eny ankavoana. ~ Fipetraka na fihaminkamina eo amin'ny toerana…tohiny
Eritra: Eritreritra a. : (Ilay verindroa no fampiasa indrindra) Fisainana, asan' ny sain mamakafaka sY mandinika…tohiny
Eritreretina: (eritreritra ) mt.ih. (eritrereto) : Sainina, dinihina maharitra : Eritrereto tsara izay teny lazainao.…tohiny
Eroa: p,mt. : Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin'ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly…tohiny
Erokatra: Eroana p.mt. : Manondro mafimafy kokoa no-ho ny eroa, na dia mitovy tsara aza ny hevitra lazainy avy…tohiny
Erona: a. : Fitezerana, fandrahonana. ~ H,i. : Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vononkandramatra,…tohiny
Erotra: a. : Feo hafahafa mivoaka avy any an-tenda sy avy any an' orona isakY ny maka fofon'aina rehefa ma-tory.…tohiny
Ery: ft. : Ilazana fanaovana izay hahatakona, fisitrihana tsy ho hita. - t.i.f. : Miery, fiery, mpiery /…tohiny
Ery: Milaza toerana lavidavitra taza-maso tsara ka tondroina, mifamaly amin' ny ao raha tsy taza-maso fa…tohiny
Ery: p.mt. : Entina manamafy izay lazaina; tokoa : Mahafinaritra er? izany mitsotsotra et? ambony ahi-maitso.…tohiny
Eseka: (fr. échec) a. : Kilalaontsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no…tohiny