Litera E
Embana: a. : Endim-balala voatoto. * Ohab. : Maika haninona no mitsoka embana?! Enti-milaza ny olona very saina…tohiny
Emboka: a. : Ditin-kazo na ha-fa, mandefa fofona na setroka rehefa dorana; fofona midofaka : Zavatra telo no…tohiny
Emboka: Embok'akondro a. : Anarana ilazana ilay fiafaran' ny tahom-boany amin'ny akondro, izay marani-doha manja…tohiny
Embona: a. : Fahatsiarovana a-min' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) no-ho ny fitiavana : Anisan'ny…tohiny
Empaka: a : Hoditra mitsovaka kely, ovaka. 1 p,t. : Miendaka kely tsy latsaka lalina, voaenda-koditra, mien-…tohiny
Empo: ft. : Fitsonihana, fiovan'ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo…tohiny
Empoina: (empo) mt.ih. (empoy) : Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo : Empoina ny…tohiny
Empoka: a. • Famelomana ny afo efa saika maty. - t.i.f. : Empohana, voaempoka 1 manempoka, fanem-Poka, mpanempoka…tohiny
Emponempona: a. : Fihetsiky ny fo mitepotepo mafy, izay mazàna hita etys ivelany mihitsy aza, noho ny tahotra, fanahiana,…tohiny
Endahana: (endaka) mt.ih. (endaho) : Alana hoditra : Efa nendahana ve ilay omby? 1 Esorina ny akanjo eny aminy…tohiny
Endaka: a : Fialana sarona na fono. - t.i.f. : Endahana, voaendaka, tafaendaka 1 manendaka fanendaka, mpanendaka…tohiny