Litera E
Ekose: (fr. Ecossais) a.: Ny firenena monina amin'ny tanin'i Ekosy, avaratra andrefan'i Angletera: Malaza ho…tohiny
Eky: na Aiky ft. : Enti-milaza tsy fandavana na fanarahana izay lazaina amin'ny tena; fanoavana na fankatoavana…tohiny
Ela: p.t. : Be taon, zoky : Ela kokoa ianao noho i dada. / E-fa ela dia ela it? hazo ity izany. 1 Mijanona…tohiny
Eladrano: a. : Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy.…tohiny
Elaka: Elakelaka a. : Silaka, elatrelany mihofakofaka na miendaka amin'ny zavatra iray, - t.i.f. : Elakelahana…tohiny
Elakelahana: na Elakelahina (elakelaka) mt.ih. (eiakelaho): Endahana tsirairay isan'elakelaka.
tohiny
Elanelana: a, : Ny afovoany : Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana. 1 Ny tsy itoviana…tohiny
Elanelanina: (elanelana) mt.ih. (elanelano) : Misy...eny anelanelany : Elanelanin'ny paiso ny pibasy any amin'ny…tohiny
Elatra: a. : Solon-tsandrY ahafahan'ny vorona manidina rehefa akopakopanY ka mikapoka ny rivotra : Vorona fohy…tohiny
Elefanta: (fr. éléphant) a. : Biby makadiry indrindra amin' ny biby an-tanetY, milanja hatramin'ny 5 taonina.…tohiny
Elektrisite: (fr. électricité) a. : Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin'ny…tohiny
Elezina: (ely) mt.ih. (elezo) : Ahahaka, aparitaka amin'ny toerana manodidina : Elezin' ny riuotra ny uouoka.…tohiny
Elo: a. : Zavatra vita amin'ny lamba ho aro amin'ny hainandro na ny ranonorana : Velaro haingana ny elo fa…tohiny
Eloana: (elo) mt.ih. (eloy) : A-lofana amin'ny elo : Eloy ny zazakely fa mahery izany hainandro izany.
tohiny