Litera E

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Efatra: p.i. : Telo ampiana iray : Efatra ny rindrin'ny trano. - t.i.f. : Efarina J manefatra, fanefatra, mpanefatra…tohiny
Eferana: (efitra) mt.ih, (efero) : Asiana efitra na zavatra atao manelanelana : Tsy maintsy eferana ireto tavoahangy…tohiny
Efitra: a. : Tany foana tsy misy olona : Tana be efitra any A-frika. - t.i.f. : Mianefitra. a F, -p. : Any an'efitra…tohiny
Efitra: a. : Zavatra atao eo anelanelan'ny zavatra roa tiana ho voasaraka : Asio efitra ireo vara ao anaty iota…tohiny
Efokefoka: ft. : Enti-milaza fisafoahana amim-pahatezerana; hatezerana. 1 ait. : Miefokefoka, fiefokefoka, mpiefokefoka…tohiny
Efona: Efonefona a. : Fisafoahana, hatezerana ateraky nY fiheveran-tena ho ambony. HasempotsemPOrana noho ny…tohiny
Eglizy: a. : Fitambaran'nY kristianina iraY filoha sy iray foto-pamPianarana. 1 H.t : Trano ivorian'ny kristianina…tohiny
Ehaka: a. : Fiaina sempotsempotra. ¶ M.h. : Fahasemporana, fisanehaka, fiehakehaka. 1 Etaketaka, edinedina.…tohiny
Ehana: a. : Fiandoha-mamindra manano sarotra noho ny tsY fahampian-kery. i t. if. : Miehana. tohiny
Ehe: t.-p, : Tsy izany akorY, tsy izany velively : Ehe! tsy niteny izany aho! tohiny
Ehina: (aika) mtih. (eho) : Terena. 1 Vorina : Eho ny mpianatra fa misy vaovao lehibe holazaina aminy. tohiny
Ehitra: a. : Aretin-kibo izay mahatonga ny fivalanana ho toy ny rano. - t.i.f. : Manehitra. tohiny
Ehoeho: ft. : Ilazana feon-javatra re lavitra toa mirehondrehona. 1 H.i. : Lazan-javatra fantatra hatraiza hatraiza.…tohiny
Eisy: Ampiasaina araka ny toe-j?vatra mitranga: Na fandavana izany : Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao…tohiny
Eja: (t.tr.) a. : Zara, vintana. 1 Enjinenjina. 1 Hatsaran-tarehy fatratra, fiendrehana. i t.i.f. : Meja,…tohiny
Ejipsianina: (fr. egyptien) a: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Ejiptra (na Egipta): Anisan'ny firenena nalaza…tohiny
Ekany: p.mt. : Asolon'ny olona ny Eny raha mamaly sady mitovy hevitra aminy rahajteo : Hiainga rahampitso ihany…tohiny
Ekena: (eky) mt.fh, (ekeo) : Tsy lavina, ankatoavina : Nekena ny fangatahanao ka mifalia. tohiny
Ekoatera: (fr. équateur) a.: Ts'rpika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoanY ka manasaka azy tsara,…tohiny
Ekoatorianina: (fr. Equator(en) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'i Ekoatera (A-merika atsimo): Ny fambofena kakao…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0683