Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Devoly: (angl. devil) a. : Jer. Demony. tohiny
Deza: ft. : Enti-milaza fiakarana miainga avo saika mahitsy. - t.i.f. : Dezaina, voadeza, tafadeza / mideza,…tohiny
Dezaina: (deza) mt. ih. (dezao) : Atao mijoro mitsatoka. tohiny
Di: la p. t. : Tafadify, takona ary nifandiso tsy nifankahita, tafahoatra, lasa : Dila ny amin' ny efatra,…tohiny
Dia: p.mt. : Atao anelanelan' ny teny miverina indroa mba ho fanamafisan-kevitra : Soa dia soa, • ppt.: Mitovy…tohiny
Dia: p.t. : Enti-milaza : Olona mivelona any anaty ala na any an'efitra ka tsY mahalala ny fomban'ny olona…tohiny
Dia: a. : Ny halavan'ny felatongotra : Lava dia ny lehilahy noho ny uehivauy. 1 Halavan-drefy miantomboka…tohiny
Diabeta: (fr. diabète) a: Aretina azo fantarina amin'ny fivoahan'ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny…tohiny
Diadema: (fr, diadème) a. : Satroboninahitry ny mpanjaka, mariky ny fiandrianana. ? Haingom-behivavy toy ny fehiloha.…tohiny
Diakona: a. : (fia. prot.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-PY ny Mpitandrina amin'ny fitondrana sy fikarakarana…tohiny
Diakra: (fr. diacre) a: (Fiv. kat.) MpanampY ny mpisorona amin'ny fanomez ana sakramenta indrindra, ka misy…tohiny
Diamanga: a. : Kilalao ifamelezana amin'ny tongotra araka ny fomba manara-dalàna ary ilana tanjaka sy hakingana…tohiny
Diamondra: (fr. diamant) a. : Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin'…tohiny
Diapazona: (fr. diapason) a. : Vy lavalava kely ohatra ny fanondro, misy sampany roa ny tapany ambony, izay rehefa…tohiny
Diary: (fr. diaire) a. : Boky kely misy ny andro sy ny vola-na ao anatin'ny taona, izay matetika anamarihana…tohiny
Diasana: (dimby) mt.ih. (diaso) : (Jer. Dimbiasana). tohiny
Diavina: (dia) math. (diavo) : 1-litsahina : Efa faritantn'i Toamasina izao diavintsika ity'. tohiny
Diavolana: a.: Fahazavana avy amin'ny volana : Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka. 1 p.t. : Misy volana :…tohiny
Dibadiba: na Dibaka p,t, : Fe-no ka henjana sy mibontsina. I t. f. : Midibadiba / idibadibana, fidibadibana. tohiny
Dibaka: p, t. : Jar. Dibadiba. - t.i.f. : Adibadibaka / midibaka, midibadibaka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093