Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Debodebo: p.t. : Fohy fonetana sady vaventy. tohiny
Deboka: a. : Feon'ny rano voakapoky ny tanana na zavatra hafa. - t.i.f. : Mideboka, fideboka. tohiny
Deboka: p.t. : Ilazana ny toerana iva sy lemademaka voahodidin'ny havoana na tendrombohitra. - F.-p.: An-deboka…tohiny
Dedadeda: a. : Enti-milaza : Firehetam-ben'ny afo. • Fisamboaravoaram - paniriana tsy hay fefena. - t.i.f. : Adedadeda,…tohiny
Dedaka: p.t. : Enti-milaza olona te hiseho mahay na te hoderaina, na dia amin'ny zavatra tsy fantany na tsy…tohiny
Dega: (Ski) a. : Hazo atao solon-tohatra iakarana amin'ny hazo avo. tohiny
Deha: na Dehadeha a : Fandeha misababaka, misoka-pe. 1 t.i.f. : Midehadeha,fidehadeha / idehadehana, fidehadehana.…tohiny
Deha: Dehana, Dehandehana ft. : Enti-milaza fandeha somary mibehambehana sy miletaleta. - t.i.f. : Midehandehana,…tohiny
Dekà: (fr. aide-de-camp)a : Lefitra ambany amin'ny laharam-boninahitra. ? Miaramila na manamboninahitra lefitra,…tohiny
Deke: (Ski) a : Famavanin'ny tanam-poza. tohiny
Dekona: a : Jer. Diakona. tohiny
Demba: Dembana a. : Banga Misy dembana amin'ny tamboho. • Lempona, lesoka Dembana ny ilan'ny vota uifotsy.…tohiny
Demony: (fr. démon) a. : Fanahy ratsy, izay atao koa hoe devoly. (Araka ny fampianarana katolika, ny demony…tohiny
Denaka: a. : Amponga kely kilalaon'ankizy vita amin'ny fômba tsotra dia tsotra. tohiny
Dera: o. : Voninahitra, laza Dera ho an'Andriamanitra lalandaua - t.i.f. : Deraina, voadera / midera, fidera,…tohiny
Deradera: a. : Fampisehoan-javatra amin'ny hafa hahazoana doka mba hieboana sy hireharehana : Tia deradera aoka…tohiny
Deraina: (dera) mt.ih. (derao) : Ankalazaina, omena voninahitra : Rariny raha derain'ny uahoaka ireo nanao manda…tohiny
Deronderona: a. : Hadedahana misy fireharehana amin'ny teny lazaina mahatonga handoka tena sy hiedinedina foana.…tohiny
Deronina: a : Faritra ambony amin'ny traotraokam-biby. - p.t. : Be tretroka, misy fivontosana eo amin'ny traotraokany…tohiny
Desambra: (fr. décembre) a : Anaran'nY volana faharoa ambin'ny folo amin'nY tao-na, misy andro 31. Azo soratana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0264