Litera D
Daondaona: a. : Feo midobodoboka amin'ny zavatra velezina na mikodiadia. 1 H.o. : Teny alefalefa fotsiny, tsy voahevitra,…tohiny
Daraboka: o. : Fahapotrahana na fianierana mafy, - t.i.f. : Adaraboka, voadaraboka, tafadaraboka / manadaraboka,…tohiny
Dararaka: p.t. : Enti-milaza olona mipetrapetra-poana malai-mihetsika ary toa adaladala varimbariam-poana ka raraka…tohiny
Darazay: (fr. dragée) a. : Vatomamy, zava-mamy voavoatra ho boribory kely omena ho an'ny ankizy indrindra.
tohiny
Daroboka: a : Fianjerana anaty rano na fianjerana re midoboka. - t.i.f. : Adaroboka, voadaroboka, tafadaroboka…tohiny
Darodarony: p.t. : Varivarin'ny toaka, mamomamo.
tohiny
Daroka: a. : Vono amin'ny kapoka; vely, tonta. - t.i.f. Darofana na darohana,adaroka,voadaroka/ mandaroka, fandaroka,…tohiny
Darona: a, : Famindra na fitenenana miadana sy toa tsy miraidraika, tsy rototra. - t.i.f. Adarona I midarona,…tohiny
Darondarona: a. : Avonavona miharo hatezerana eo amin' ny fitenenana. ¶ M.h, : Fidaondaom-bava, avom-bava, heto-bava,…tohiny
Darondarony: a. : Tanora dongadonga, dofodofotra.
tohiny
Dasidasy: a. : Fandeha sy famindra milamina sy mihaminkamina, ka tsy mirotoroto no sady maotina. - t.i.f. : Adasidasy,…tohiny