Litera D
Daholo: (angl. the whoie) p. mt. : Rehetra tsy misy avahana : Nihoraka daholo ny mpianatra. (Marihina fa sady…tohiny
Daholobe: a. : Fitambaran'ny olona rehetra : Foto-kevi-pifandraiso ny olona teto hatry ny e tsy vaovao ako ry…tohiny
Dahy: o. : Anaram-piangotiana iantsoan'ny vehivavy ny anadahiny : Aoka re, ry dahy, fa mahatsikaiky loatra…tohiny
Daika: Daikadaika a. : Fandeha misabakabaka na mibekabeka ka mivelatra sy tsy mitsatoka mahitsy tsara ny tongotra…tohiny
Daina: a. : Famelezana amin'ny kapoka; fandabohana mafy. t.i.f. : Dainana / mandaina, fandaina, mpandaina,…tohiny
Dainana: (daina) mt. ih. (daino) : Kapohina, dabohana mafy, havokavohana : Daino ny vy dieny mafana.
tohiny
Daindaina: a. : Ilazana ny hafanan'ny masoandro manevokevoka, midanika mafy. * A-nambarana ny feon-javatra izay…tohiny
Daingidaingy: Jaingijaingy a. : Ilazana ny fandehan'ny zaza vao miana-mandeha ka mivembena toa mila hianjera. - t.i.f.…tohiny
Daka: a. : Famelezana amin'ny tongotra, tsipaka : Nasian'ny soavaly daka indray mande-ha izy dia tsy tafarina.…tohiny
Dakana: (daka) Asiana ny daka : Nodakany indray mandeha monja ny baolina dia tafiditra tao anaty tsatokazo.…tohiny
Dalaboboka: a. : Fianjerana mafy ka ny vatana manontolo no indray miantonta.l Fianjera andrenesana feo midoboka…tohiny
Dama: (fr. damier) a : Kilalaontsaina misy efitrefitra zato, mainty sy fotsy mifandimbindimby; ny vato dia…tohiny