Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Dray: t.p. : Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray : Dray! mahafinaritra…tohiny
Dredridredry: a.: Taraindraina; tomanimany lava na fikonetaka toy ny misy maharary, na mampiseho hantahanta. - t.i.f.…tohiny
Dredro: a. : Dokadoka mba hahazoan-tsitraka. - t.i.f. : Dredroina 1 m anadredro, fanadredro, mpanadredro j anadredroana,…tohiny
Dreho: a. : Fandeha na famindra matetitetika tsy mba la-va dingana, sady toa mihozohozo. tohiny
Driahina: (driaka) mt.ih, (driaho) : Rahonana izaitsizy, tezerana. tohiny
Driaka: (t.tr.) a. : Fandrahonana, fampitahorana amin-teny. tohiny
Driatra: a. : Jar. Amalombandana. tohiny
Dridra: a: Anarana ilazana karazana vay ohatra ny zavatra mibontsina kely amin'ny voalohany na ohatra ny faritra…tohiny
Dridraina: p.t. : Be dridra, feno dridra. tohiny
Dridridridry: a. : Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana : Tsy te handre ny fidridridridrin'to marary io…tohiny
Dridroka: na Dridrodridro a. : Feon-javatra midilotra; feonjavatra roa mifampikasokasoka ka mikiririoka na mampangintsina…tohiny
Dridry: (Btm) a. : Karazam-boronkely. tohiny
Drikina: ft. : Enti-milaza fanoherana an-katezerana. - t.i.f. : Midrikina,fidrikina, mpidrikina / idrikinana,…tohiny
Drivo: (Ski) a. : Fomba fandavoana amin'ny ringa. tohiny
Drodroka: p.t. : Lo tanteraka; tena malemy sy mifotetaka : Efa drodroka mihitsy it9 hazom-baravarana it? ka tokony…tohiny
Drokidrokina: (drokidroky) mt.ih. (drokidrokio) : Tambatambazana, kolikolena : Nodrokidrokiny ny mpiambina dia namela…tohiny
Drokidroky: a. : Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana. - t.i.f. : Drokidrokina, voadrokidrokY…tohiny
Dronadrona: ft. : Enti-milaza fanifakifahana feno fampahoriana. tohiny
Dronadronaina: (dronadrona) mt.ih. (dronadronao) : Akifakifaka, atositosika, kizakizaina, ampijalina toy ny olomeloka.…tohiny
Drondro: (Ski) a. : Habokana amin'ny biby. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102