Litera D
Doana: ft. : Enti-milaza fandonana mafy, kapoks midoboka izaitsizy. 6 t.if.: Doanana, voadoana 1 mandoana,…tohiny
Doany: na Ladoany (fr. doua-ne) a. : Vola aloa ho fadintseranana. / Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana.…tohiny
Doba: p. t. : Bota be sy botrefona ( mitovy hevitra amin' ny Dobarabe, saingy miborabora malemilemy).
tohiny
Dobàka: p. t. : Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo. • Ngeza sy vaventy ary makadiry.
tohiny
Dobebaka: p, t. : Mivelatra sy makadiry ny vavany.l Botetaka, mipetraka mibahantoerana noho ny hatezerana. 1 t.i.f.…tohiny
Dobibika: a. : Fivangongoan-javatra betsaka tsy misy ilana azy ; fitobian-javatra tsy dia manahoana. - t.i.f.…tohiny
Dobo: a.: Lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitantanan'olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy,…tohiny
Dobodobony: p, t. : Dongadonga ; entina milaza indrindra ny zana-borona matavitavy tsy mbola tonga elatra tanteraka.…tohiny
Dobohana: na Dobofana (doboka) mt. pdr. (dobohy na dobofy) : Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany : Nodobohany…tohiny
Doboka: ft.: Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin'ny tany na toerana iray. i t.i.f. : Adoboka, voadoboka,…tohiny
Doboka: a. : Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka. 1 Faon' ampongabe velezina na ny zavamaneno…tohiny
Dodadoda: a. : Firehetan'ny a-fo misy kitay betsaka, midedadeda. - t.i.f. : Adodadoda, voadodadoda 1 manadodadoda,…tohiny
Dodadoda: p. t. : Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra : Dodadoda loatra…tohiny
Dodadodaina: (dodadoda) mt. ih. (dodadoday) : Lanina haingana, atao majifa poatoizay.
tohiny