Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
D: : Tarehintsoratra fahatelo ary renisoratra faharoa amin' ny abidy malagasy, mitonona hoe di na de •…tohiny
Daba: a. : Vata vifotsy fasiana solitany na menaka. tohiny
Dababaka: p.t. : Enti-milaza ny rano feno be loatra, mihoatra ny mety : Dababaka ioatra indray rano amin'ny tanin'anandrano…tohiny
Dabadaba: a. : Izay atao raha manatsikobana rano, raha mitsobo-drano na milomano. 1 Ny fikotaban'ny rano eo am-pirobohana…tohiny
Dabaka: p.t, : Ilazana ny nahandro be rano loatra. i t.i.f. : Midabaka, fidabaka. tohiny
Dabarà: (Ski) a : Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin'ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na…tohiny
Dabbka: a. : Ilazana ny fidob ky ny rano mitobaka maf ., na ny fitobany raha misy vaingan-javatra lehibe nalefa…tohiny
Dabe: p. t. : Makadiry sady matavy, na boribory lehibe. tohiny
Dabebaka: p.t. : Fohy vatana nefa lehibe sy mivelatra ny vavany : Iza no hahalany vary bebe kokoa araka ny hevitrao…tohiny
Dabilio: (fr. établi) a. : Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin'ny trano fivoriana. tohiny
Dabo: a : Valala karazan'ambolo. tohiny
Dabo: p.t. : Tsy manana antondraharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina…tohiny
Dabo-dela: p. t. : Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga…tohiny
Dabo-drano: p.t. : Enti-milaza ny zana-borona (vorombe na ganagana ) matavy sy hifotrifotra. tohiny
Dabobohana: (daboboka) mt. ih. (dabobohy) : Ianjerana : Teto amin'ny simd teto ve no nodabobohany ? tohiny
Daboboka: a. : Fianjerana ka ny tena manontolo no indray miantonta mafy. • Fidabohana mafy aharenesana feo midoboka.…tohiny
Dabofoka: a. : Fianjerana, ka ny tena manontolo no indray mivongady sy midaboka amin'ny tany, - t.i.f. : Midabofoka.…tohiny
Dabohana: na Dabofana (daboka) mt.ih. (dabohy, dabofy) : Velezina, kapohina, tontaina : Maditra loatra io zaza…tohiny
Daboka: ft. : Enti-milaza : Fianjerana. 1 Fitsorana mivalampatra. / Halavoana. • Fiaiken-keloka na fibabohana.…tohiny
Daboka: p.t. : Vaventy sy matavy (teny tsy mba fampiasa manokana fa misy fanampiny mandrakariva, dia izay hi-ta…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093