Litera D

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Dibera: (fr, du beurre) a, : Hero-dronono namboarina manokana amin'ny fikapohana azy ka manjary mitambatra sy…tohiny
Dibohana: (diboka) mt. ih. (dibohy) : Fenoina. tohiny
Diboka: p. t. : Difotra ao anaty rano, na sarona tsy misy miseho : Dibo-drano ny tanimbary. 1 H.o. : Feno: Dibokafaliana…tohiny
Diby: p,t•: Feno rano izay mameno ny morona : Diby rano ny taninketsa. - t.i.f. : Midibidiby, tohiny
Didiana: (didy) mt.ih. (didio) : Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony.…tohiny
Didim-panjakana: na Dekre a. : Fanapahana na didy ataon' ny Governemanta, izay ma-nana ny lanjan'ny lalàna. tohiny
Didim-pitondrana: na Arete a : Fanapahana ataon'ny fahefana mpitondra ho fampanatanterahana lalàna iray. tohiny
Didimananjara: a : Fomban'akanjo atohy amin'ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin'ny valahana…tohiny
Didintsokina: a, : Ratra toY nY tataka kely eo amin'ny elakela-drantsana na eo =in' ny fanambaninY, ary tsy tsaroana…tohiny
Didy: a. : Fizarazarana zavatra mivaingana amin'ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa : Ataovy…tohiny
Didy: a. : Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afamihiratra tsars : Indroa…tohiny
Dieny: ppt• feh.: Famintinana„ ny hoe dia ny, izay midikâ hoe : raha mbola : Miasà die- , ny matanjaka. * Ohab.…tohiny
Difika: a. : Potika na sila-kazo miala raha misy mamaky na manapa-kazô; potika na silaby mipitika avy amin'nY…tohiny
Difisesy: a. : Fomban-drandram-bolo izay misesy midi-na avy any ambony ary am-pian volo kely isaky ny ampifanolanina…tohiny
Difiteria: (fr. diphtérie) a.: Aretin'ny ankizy indrindra, izay miseho amin'ny tenda maharary miaraka amin'ny tazo…tohiny
Difotra: p.t. : Sarona, rakotra : Difotry ny rano ny tanimbary. 1 H.o. : Rendrika ao anaty: Difotry ny alahelo…tohiny
Dify: a. : Lefitra, foritra, jongy atao amin'ny sisin'ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany…tohiny
Dihindihina: a. : Fandeha sy fihetsika miandranandrana feno rehareha. - t.i.f. : Midihindihina, fidihindihina, mpidihindihina…tohiny
Dihizina: (dihy) rat. ih. (dihizo) : Ifaliana anaovana dihy : Vaouao mahafinaritra tahaka izany ha tsy hodihizina…tohiny
Dihy: a : Fampisehoam-pihetsehana ataon'ny tena manontolo : loha, tanna, tongotra, ary indraindraY koa aza…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0363