Litera B
Barakoma: a.: Anjombona tsy mba misy tandrok'omby fa volotsangana fotsiny; hasiana lavaka iray na roa, raha tiana…tohiny
Baranahiny: a.: Tsy fitandremana, tsy firaharahana, tsY fisainana na fiheverana eo am-panaovan-javatra: Aza manao…tohiny
Barandro: a.: Anarana enti-milaza ny toaka amin'ny faritany sasantsasany. ¶ M. h.: Toaka, barisa, betsabetsa.…tohiny
Barara: Bararaka a.: Fiaikena ny marina ka milaza ny tena izy; fisehoan'ny marina ka mampiharihary ny tena izy,…tohiny
Bararàka: a.: Fifantsitsiran-drano betsaka, fitobahan-drano mivoaka; fandoavana mafy betsaka. - t.i.f.: Mibararàka,…tohiny
Bararata: a.: Karazam-bolotsangana madinika st' malemilemy maniry eny amoron-drano. - F.-p.: Bararata noladinimfbahy:…tohiny
Barareoka: a.: Feon'ny ondry maneno. i t, f f.: Abarareoka I mibarareoka, fibarareoka, mpibarareoka J ibarareohana,…tohiny
Barera: a.: Roraka, tsy fahazakan-tena na tsy fahazakandamba. - t.i.f.: Abarera, voabarera I manabarera, fanabarera,…tohiny
Barerarera: (barera) t. u. r.: Entimilaza fanamafisan-kevitra, mibarera matetitetika.
tohiny
Baribariàna: p. t.: Tsy mbola mandroso amin'ny fombampiainana ambony, tsy mahalala fomba: Raha tsy otona baribariàna…tohiny
Barika: (fr. barrique) a.: Fitoeran-drano na divay lehibe vita amin'ny hazofisaka mivolantsinana natambatambatra…tohiny
Baroa: a.: Anarana mpitondra fanjakana iray, izay tsy fantatra marina raha nisy aratantara fa nanaovana ohatra…tohiny
Barometatra: a.: Fitaovana hâ mantarana ny ho toetran' ny andro amin'ny fahalalana ny lanjan'ny tambesatry ny rivotra.…tohiny