Litera B
Baondy: a.: Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon'omby…tohiny
Baorina: (fr. borne) a.: Tsatobato efa-joro lavalava famaritana ny tany misy tompony ary voasoratra any amin'ny…tohiny
Baoritra: (angl. board) a.: Karazana taratasy mahery sady henjana ampiasaina hanaovana fonon-javatra, boaty...…tohiny
Baoty: (fr. botte) a.: Fonondranjo hoditra atao eo ambonin'ny kiraro mba hiarovana amin'ny ranon'ando na ny…tohiny
Bara: a.: Anaram-poko lehibebe monina amin'ny tany voafaritry ny renirano Zomandao, avaratra, izay mampisaraka…tohiny
Bara: p. t. (t. t. m.): Tsy fananana na tsy fisiana, mandait) ihany fa tsy maharitra: Baram-bola aho androany.…tohiny
Bara: Barabara p. t. : Enti-milaza feo misamonina na farimparina tsy mazava loatra eo am-pitenenana. - F,-p.:…tohiny
Barabara: p.t.: Fampiasa matetika kokoa noho ny hoe Bara: Farina (feo): Barabara feo ianao izany. 1 Tsy ampiampy…tohiny
Barabatavo: (Ski) a.: Fofo-malany tahaka ny an'ny mamba.
tohiny
Baradaka: ft.: Enti-milaza fikorontanam-pitenenana. - t.i.f.: Abaradaka, baradahina,tafabaradaka / mibaradaka,fibaradaka,…tohiny
Baradida: (Br) a.: Tehina vita amin'ny hazo mafy, tsy dia la-va loatra, ataon'ny Baralahy fiadiana ka tsy misaraka…tohiny
Baradondradony: p. a.: Lava maronjana sy tsara bika mifanao ara-keviny amin'ny toe-batana.
tohiny
Baraingo: p. toe.: Bila, bingo. - t.i.f.: Abaraingo, voabaraingo J manabaraingo, fanabaraingo / anabaraingoina,…tohiny
Baraingo: a.: Mari-pijanonantsoratra (?) misolo ny teboka raha manontany: Iza no tonga teto anikeheo?
tohiny