Litera B
Baiko: a.: Teny vahiny (noho izy tany am-boalohany narabina fihetsiky ny tanana mba ho azo tsara; araka izany…tohiny
Baikoina: (baiko) mt. ih. (baikoy): Omena baiko: Nobaikoiny tamin'ny masony fotsiny ihany ilay alika dia niantsambotra…tohiny
Bailoka: p. t.: Tsy mahitsy, meloka, mivilana, mitovy amin' ny hoe biloka, izay fampiasa matetika kokoa: Tsy…tohiny
Bainga: a.: Vongan-tany navadika ary naongana tamin'ny angady. * Ohab.: Vavolombelon'ny mpiasa ny bainga: Ny…tohiny
Baingo: Baingoka a,: Habilabilana; toetran'ny zavatra vilana sy mifelopeloka, miolikolika. - t.i.f.: Abaingo,…tohiny
Baingoka: a.: (fer. Baingo). - t.i.f.: Abaingobaingoka, baingobaingohina / mibaingoka, fibaingoka.
tohiny
Baka: p. t.: Enti-milaza: Ny tandrok'omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: Kirongo).…tohiny
Bakaka: p. t.: Enti-milaza nify mielanelana be toy ny banga. • H. i,: Entina ilazana koa ny rary be maso tsy…tohiny
Bakalorea: (fr. baccalauréat) a: Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an'izay afaka…tohiny
Bakelaka: p. t.: Enti-milaza ny tsihy na ny lamba vaventy, ratsy ny rariny na tenony: Soloy hafa ity tsihy ity…tohiny