Litera B
Boridana: a. : Fandosirana sy fitsoahana tampoka (taloha, ary amin'ny foko sasany ankehitriny). ? Tsy fitafiana,…tohiny
Boriky: (fr. bourrique) a. : Am-pondra. • H.i. : Olona donendrina, tsy mahalala na inona na inona fa bado velona…tohiny
Borizano: (fr. bourgeois) a.: A-narana niantsoana taloha ny olona sivilina tsy miaramila; ankehitriny, ny mpitondra…tohiny
Boroahana: (boroaka) mt.ih. (boroaho na boroahy) : Loahana tanteraka hatrany ambadika ; loahana an-daniny roa :…tohiny
Boroaka: p. t. : Loaka tanteraka hatrany ambadika, gorobaka. - t.i.f.: Boroahana, aboroaka 1 voaboroaka, tafaboroaka…tohiny
Boroboaka: a : Karazan'akondro, mania somary mirirana ny hodiny, ary ny voany, la-va vaventy, mamy maisamaisatra…tohiny
Borôna: a. : Karazan-kazo madinika nolazain'ny Ntaolo ho mahaboka raha atao kitay, nefa nataony fanafody amin'…tohiny
Borona: p.t. : Lany fananana tamin'nY loka na sitra-po ; tsy manana na inona na inona intsony : Borona tamin'…tohiny
Bororoaka: a.: Fandriakan-drano betsaka indray mirodana. i t.i.f. : Abororoaka, tafabororoaka 1 mibororoaka, fibororoaka,…tohiny
Borosina: (borosy) mt.ih. (borosio) : Faohana na alana loto amin'ny borosy : Borosio kely ny kiraroko, ry Koto…tohiny