Litera B
Borahina: (boraka) mt.ih. (boraho) : Alaina ary vahana hisaratsaraka : Noborahin'ny Polisy nY entany tao an-tranony…tohiny
Boraingina: na Boraingona a.: Fanaovana jadona amin-kery, fiteniko fe lehibe: Loza izany raha olona hanao didy boraingina:…tohiny
Boraka: Mivaha fatorana, misokatra fonosana, mivoraka. - t.i.f. : Borahina, aboraka, nobonoraka, voaboraka,…tohiny
Boramena: p.t. : Enti-milaza tarehy tezitra na menatra ka mena : Boramena teo no ho eo izy raha uao norahonandRakoto.…tohiny
Borarahana: (boraraka) mt.pdr. (boraraho) : Andrarahana zavatra, rano be dia be : Noborarahana rano ny lohany uao…tohiny
Boraraka: a.: Fandrarahana rano ka atao mitosaka sy mitobaka be. - t.i.f.: Borarahana, aboraraka / manaboraraka,…tohiny
Boredehina: (boredika) mt.ih. (boredeho) : Tenenina baingana : Tsy fantatro izay teny noberedehiny teo.
tohiny
Boredika: a : Tenin'olona ankisesy izay tsy azo tsara ny lazainy noho ny hafainganam-piteniny sy ny fanononany…tohiny
Borera: p.t.: Malemilemy sy o-sa ; gorera : Zaza borera. - t.i.f.: Boreraina / manaborera, fanaborera, mpanaborera…tohiny
Boreraina: (borera) mt.ih. (borerao) : Atao migorera, atao mivaroraka : Noborerainao ny entana ka aiza no tsy ho…tohiny
Boresa: p,a : Votsa fihetsika, mitavozavoza. - t.i.f.: Miboresa, fiboresa, mpiboresa 1 iboresana, fiboresana…tohiny
Boretaka: p.t. : Malemy mandrevo na bodaka : Vary son boretaka. • Enti-milaza olona mipetraka mitsotra amin' ny…tohiny
Boriborina: (boribory) mt.ih. (boriborio) : Atao boribory, tsy asiana motiny na ambiny kely mihoatra, na banga hofenoina…tohiny