Litera B

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Bokatraka: Jer. Bokatra. tohiny
Bokeoke: (Skl) a.: Vorompotsy. tohiny
Bokitra: a.: Fibontsinana, fibohirana. - t.i.f : Manabokitra, fanabokitra, mpanabokitra / anabokirana, fanabokirana…tohiny
Bokitse: (Ski) a: Nofo ao anatin'ny voan-tsatrana Lena. tohiny
Boko: a: Zavatra boribory izay matetika hita eny amin'ny lohan-javatra: Ny bokon'ny haro fanin -tohatra. -…tohiny
Bokony: a.: Ravina mihorona ary tonga boribory, na ny vonin'ny tsimo-kazo mbola tsy mivelatra: Bokon-daisoa.…tohiny
Bokotra: d.: Zavatra vita tamin' ny tandroka na hazo na nifin'elefanta voamboatra boribory ka apetaka amin'ny…tohiny
Boky: (Ski) a.: Biby mampinono mpamono voalavo. tohiny
Boky: (angl. book) a.: Ravintaratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iras: Ny boky no ioharanom-pahalaiana…tohiny
Bola: a.: Teny enti-milaza vaingana boribory tanteraka. tohiny
Bolaky: a,: Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran'ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory…tohiny
Bolaly: a.: Fikorisana noho ny tany malemy, bolasitra, bolisatra. - t.i.f.: Abolaly, / mibolaly, fibolaly, mpibolaly.…tohiny
Bolan-tany: a.: Anarana omena itf tany onenantsika itf a- min'ny maha-planeta azy, i- ray amin'ireo sivy mihodidina…tohiny
Bolangina: p. t.: Vaventy sadY salama, dongadonga matavy: Tovolahy bolangina no hitan'ny masoko niditra ny varavarana.…tohiny
Bolasirana: (bolasitra) mt. ih. (bolasiro): Akorisa. tohiny
Bolasitra: a.: Mitovy hevitra amin'ny Bolisatra. tohiny
Bolée: (t, tr.) a.: Zavatra Lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony. tohiny
Boletaka: p, t.: Kely sady iva, midina hifotetaka: Boletaka loatra itS latabatra it9 ka tsy azo anoratana. - t.i.f.:…tohiny
Boletaleta: p. t.: Enti-milaza clona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra. - t.i.f.:…tohiny
Bolia: Boliaka p. t.: Enti-milaza ny maso misokatra mazava tsara mahafinaritra: Bolia maso, bolia manoro: teny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0127