Litera B
Bohaka: ft.: Enti-milaza fibontsinana ho ngeza. - t.i.f.: Bohafina, voabohaka, tafabohaka 1 manabohaka, fanabohaka,…tohiny
Bohihy: a.: Fikirizana hitana ny hevitry ny tena, di-doha tsy azo ahodina. ¶ M. h.: Dohika, bohika, tohika.…tohiny
Bohitra: a.: Zavatra na toerana vorivory mibontsina mivohon-tsotro ¶ M. h.: Fivohitra, fivohintsotro, fivohom-pafana.…tohiny
Bohy: a.: Fanosehana ny hafa hihataka mba hahazoana toerana bebe kokoa. • Fihetsika sy teny entina mampiseho…tohiny
Boika: Boiboika a.: Fivoahan' ny rano na ny ra mivoaka tsy an-kijanona avy ao anatin'ny tany na ny tena, fifantsitsirana.…tohiny
Boitra: ft.: Enti-milaza fisehoana mamorofotra, poitra mifantsitsitra. - t.i.f,: Miboitra, fiboitra f iboirana,…tohiny
Boka: a.: Aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manomboka amin' ny tanna na ny tongotra. (Amin'io…tohiny
Boka: (Ski) a.: Ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin' ny zanatsirika. 1 Tandroka tsentsenana volovolon-javatra…tohiny
Bokaboka: p. t.: Misy mivontovonto kely na mivotrovotro: Toa bokaboka itf voankazo itf izany ka tsy tiako. * Ohab.:…tohiny
Bokaina: na Habokaina (boka) mt. ih (bokao, habokao): Haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Aza bokainao,…tohiny