Litera B
Bodika: ft.: Enti-milaza zavatra misavorovoro, misavoritaka. i t.i.f.: Bodehina, abodika 1 manabodika, fanabodika,…tohiny
Bodisma: (fr bouddhisme) a.: Antokom-pivavahana naorin' i Bouddha arahin'ny mponina any Inde, Sina..., nandray…tohiny
Bodo: a. sy p. t.: Zaza saina sy fihevitra: Izay bodo adala iny ve hahalala hanao izany? / Zaza dobo tokoa…tohiny
Bodo: p, t.: Manao toe-jaza, toetr'ankizy, tsotra loatra; enti-milaza koa olona antitra miverina amin'ny fahazazana.…tohiny
Bodo: a.: Fitanana, fitazonana zavatr'olona an-keriny ho an' ny tena. - t.i.f.: Bodoana, bodoina, voabodo,…tohiny
Bodoana: na Bodoina (bodo) mt. ih. (bodoY): mania na tazonina an-keriny ho an'ny tena: Bodoin'ny zanakao fotsiny…tohiny
Bodobodony: p. t.: Mpanao toetr'ankizy, be haitraitra, • Vaventiventy mahafatifaty toy ny zazakely.
tohiny
Bodofotsy: a.: Firakotra mate-vina vita amin'ny fahana vaventy landihazo na volonondry: Bodofotsy mainty ny an'ny…tohiny
Boediboedika: a.: Jer. Boeriboerika.
tohiny
Boeriboerehina: (boeriboerika) mt. ih, (boeriboereho): A-naovana boeriboerika, itenenana teny misafotofoto sy miradarada…tohiny
Boeriboerika: a.: Teny tsy azo, teny tsy fantatra; fiteny misafotofoto sy miradarada sady mikorontana. ? H. 1.: Fiboredehana…tohiny
Bofaka: a: Fofona na vovoka maneton manempotsempotra. - t.i.f.: Abofaka I manabofaka, fanabofaka, mpanabofaka…tohiny
Bofoka: ft : Enti-milaza firakofana lamba matevina eo ampitoerana na eo am-pandriana. i ti.f.: Mibofoka, fibofoka,…tohiny