Litera B
Bisikilety: (fr. bicyclette) a.: Fita ov am -pan dehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana,…tohiny
Bisioka: a.: Fiviliana mba hihataka. 1 t.if.: Abisioka,voabisioka, tafabisioka / manabisioka, fanabisioka, mpanabisioka…tohiny
Bitaka: a.: Fitsinjahana noho ny hafaliana, - t.i.f.: Mibitaka, fibitaka, mpibitaka / ibitahana, fibitahana…tohiny
Bitika: p. t.: Kely sady madinika, sombiny kely: Tsy ho azonao entina any lavitra any io zaza io fa mbola bitika,…tohiny
Bitongoa: (Tsm.) a.: Fombantolona omby: ny tanana roa mamikitra amin'ny trafo, ny tongotra roa mikiraviravy. tohiny
Bitro: (angl. rabbit) a.: Biby fiompy fihinana sahala habe amin'ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra…tohiny
Bitsihina: (bitsika) mt. ih. (bitsiho): Ilazana zavatra malemilemy eo akaikin'ny sofina: Bitsiho kely Rangahy io…tohiny
Bitsika: a.: Teny lazaina malemilemy eo akaikin'ny sofina fa tsy tiana ho ren'ny hafa. - t.i.f.: Bitsihina, abitsika,…tohiny
Bo: Tovona fanaovana fototeny faharoa mba hampitombo na hanamafy ny hevitry ny fototeny tsotra voalohany:…tohiny
Bo: a.: Zavatra mora mirehitra sahala amin'ny vohavohandandihazo natao handraisana afo amin'ny vato kapaika…tohiny