Litera B
Binaiko: (baiko) ,nt. ih. misy tsofoka in: Voabaiko, baikoina, omena baiko: Nobinaikony tamin'ny masony fotsiny…tohiny
BinĂ ka: (baka) mt. ih. misy tsofoka in: Atao mihataka toy ny tarehintsoratra V (tandrok'omby).
tohiny
Binala: (bala) mt. ih. misy tsofoka in: Voabala, balana, asiana bala: Nobinalan'ny fahavalo ny sandriny.
tohiny
Binanga: (banga) mt. misy tsofoka in: Voabanga, ban-gaina, simahana: Nahoana no nobinanganao ny tsofako?
tohiny
Binango: (bongo) mt. 1h. misy tsofoka in: Voabango, bangoina: Tsy mba volo nobinango izao, ry Ketaka!
tohiny
Binata: (bata) mt. ih. misy tsofoka in: Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako.
tohiny
Bineda: (beda) mt. ih. misy tsofoka in: Voabeda, bedaina, fihinina amin'ny sandry: Ho nobinedan'ny fahaualo…tohiny
Bingo: p. t.: Bila, filaza indrindra amin'ny tongotra; ny olona bingo dia manana tongotra tsy mba mahitsy fijoro…tohiny
Binitsika: (bitsika) mt. ih. misy tsofoka in: Voabitsika, bitsihina, ilazana zavatra lazaina malemilemy eo am-poto-tsofina:…tohiny
Bintsy: a.: Karazan-damba soga, madini-tenona sady mikitroka ka mafy kokoa noho ny saga tsotra ary malama tsy…tohiny
Biriky: (fr. brique) a.: Feta ampandrina ka alatsaka anaty lasitra (hazo lavalava efa-joro) ka ananganana trano…tohiny
Birioka: a: Fiviliana any amie' ny tsy izy. - t.i.f.: Abirioka, voabirioka, tafabisioka / manabirioka, fanabirioka,…tohiny